Mbola malaina mihetsika ny fijeriko ny ankabeazan’ny olona satria leo.
Ny vahoaka an’Antananarivo manao vy very ny ainy mba hisian’ny rariny sy hitsiny. Avy eo anefa ny olona tsy mendrika ny hitondra ny firenena akory no tonga eo amin’ilay toerana.
Iza ary aiza ilay olona Tsara sy tokony hitondra ny firenentsika? izay no fanontaniana mipetraka rehefa mijery mpanao politika aho.
@arivony, ny atao hoe mpanohitra eto amintsika anie dia ireo izay tsy mahazo toerana e! dia rehefa omena toeran indrya dia lasa mpanohana mahafatrapo ny fitondrana! tsy izany moa ry rolly sy ramatoa mpivarotra anana?
elman dans Ranohira, février 2020: “comment ça combien de diplômés ?” 25/06/2026 à 10:48
zafimbaza dans Ranohira, février 2020: “Combien de diplômés ? Je vous signale que le colonel a baissé le budget de l’enseignement à Mada et augmenté…” 25/06/2026 à 10:13
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “moi, aussi, j’ai toujours en tete ce que vous ecrivez, mais une question, une seule n’a pas de reponse: comment…” 24/06/2026 à 12:07
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “curieux, mais les 3 premiers piliers ont deja existe avant 1975, pour le 4ème, je ne peux pas me prononcer…” 24/06/2026 à 11:57
mpijery dans Que demande la population au quotidien ?: “Il manque un cadre strict sur ce qu’on veut vraiment mais que les “hetahetam-bahoaka” ne vont pas nécessairement remonter Indépendance…” 24/06/2026 à 11:13
Ataovy sérieux sun above!
Sa ve io ilay fiantsoana olona hitokona fa ny mpitarika tsy ho avy?
@babakaty, an an, @ voalohany tonga daholo, fa rehefa andeha haka ny lapa zay vao tsy hita intsony.
Hay ve ao amin’ny tranom-pokonolona e! Noheveriko fa tonga dia eny @ 13 mai aza.
aza adino maka sary e!
@mangableu, indrindra ny demoiselle 🙂
@mclient, 🙂
@mclient, vaotorika ny mademoiselle lacrymozène eo 🙂
@elman, misy ny sasany manana obus mihitsy sady double 🙂
@mclient, Bein suuuuur! Ny tena zava-dehibe indray ve no ho adino!
@mclient, lalatiana angaha tsy hoe nanambady indray koa demoiselle amin’ny ahoana?
@babakaty, tsy iny ka!
Mbola malaina mihetsika ny fijeriko ny ankabeazan’ny olona satria leo.
Ny vahoaka an’Antananarivo manao vy very ny ainy mba hisian’ny rariny sy hitsiny. Avy eo anefa ny olona tsy mendrika ny hitondra ny firenena akory no tonga eo amin’ilay toerana.
Iza ary aiza ilay olona Tsara sy tokony hitondra ny firenentsika? izay no fanontaniana mipetraka rehefa mijery mpanao politika aho.
@Marcus, ka lé olona miova foana rehefa tonga eo. Mety tsara sy milay be izy amzao dia rehefa tonga eo die ie eee 🙁
@elman, manova olona ny politika
Ka ilay olona mety milay be hatramin’ny farany tsy mety manao ko!
@Lita Z., koh raha vao miditra eo kosa izy dia lanin’ny amboadia sy ny T-Rex koh!
iza izany opposant izany? Ry satrobory sa ry volomboasary sa ry be ronono sa ry hajiolahy.
sa ry lalatiana double dame indray? tsssss
Otrikafo? Tsssss
Inty aho jereo fotsiny no betsaka