izay mihitsy e! ary izany no antony mampihetsiketsika mafy ny vaomiera (lazaina fa) mahaleo tena momba ny fifidianana dia rehefa avy eo mody milaza ry zareo vaomiera fa hoe efa nanao an’izao sy izao izahay kah!
moi c’est bon je suis bien enregistré mais il faudrait que j’y passe quand même pour payer mes adidy pour cette année 2018. Je préfère payer en une seule fois comme ça ils viennent pas me relancer tout le temps.
Ny anay ao, ny ankizy tsy ao, nefa lisitra iray no nalefa tany amin’ny FKT. Dia ho any Alarobia ve hanontany ? Ny toerana hanaovana fifidianana dia samy hafa daholo, nefa fianakaviana iray trano. Ny mahasorena dia tsy mba misy numéro téléphone akory ny CENI-ndoza. Rehefa avy eo dia ho lazaina fa tara loatra. Ilay Rakotonarivo iny be resaka fotsiny.
vous etes bien enregistré mais c’est sur aussi qu’il y a des illustres inconnus du fokotany qui sont inscrits avec vous, et ces inconnus, personne ne les a jamais vu et le jour des elections, ô miracle mon ami, ils voteront(en faveur de celui que nous connaissons tous)
Ny mpiasampajakana ary tsy vita ny manisa azy inona koa mo ilay Base de donné na karapanondro etsy Tsimbazaza , aleo mitsiky 🙂
zagasy
7 années il y a
Au pays de ” Tongava ré , tongava ré, tongava mamangy ny tanàna misy anay tongava aza misalasala hoa, tongava manaraka ny arabe fa ny zavatra ho itanao any manadàla hoa !
Sam dans CENI / Sénat : de l’eau dans le gaz: “En fait exceptionnellement le gouvernement devrait proposer des lois. C’est plutôt le rôles des députés afin de les faire voter…” 06/06/2025 à 00:03
Sam dans La Jirama devient Société anonyme: “Un peu comme Air MalAD, l’état actionnaire majoritaire et la CNAPS second actionnaire, mais est ce que l’on a demandé…” 06/06/2025 à 00:00
Rafangy dans CENI / Sénat : de l’eau dans le gaz: “fa tsy misy kosa ny hoe ultra confidentielle izany raha mbola resaka lalana satria tsy mainty entina eo anivon’ny solombava…” 05/06/2025 à 16:55
idefix dans La Jirama devient Société anonyme: “Bientôt l’autre délicieuse poissonnière va rentrer en piste pour terminer le boulot ? 😛” 05/06/2025 à 16:48
RMC dans CENI / Sénat : de l’eau dans le gaz: “non ka ! afaka manao proposition de lois ny rehetra ka ! na ianao aza afaka manolotra, fa homenao ny…” 05/06/2025 à 16:40
Rafangy dans La Jirama devient Société anonyme: “Ahenantsika ny vidin-jiro tompokolahy sy tompokovavy? anisany teniny voalohany io taorinan’ny fanonganampanjakana ary dia notznterahiny tokoa dia taty aoriana ilay…” 05/06/2025 à 16:31
ka efa hay iza no lany eo, fa sarotsarony fotsiny io fifidianana io
izay mihitsy e! ary izany no antony mampihetsiketsika mafy ny vaomiera (lazaina fa) mahaleo tena momba ny fifidianana dia rehefa avy eo mody milaza ry zareo vaomiera fa hoe efa nanao an’izao sy izao izahay kah!
hatreto aloha dia ny ampahany vitsy amin’ireo MPIFIDY no samy mahalala ny tenany hoe “mpifidy” na “tsia” ny sisa mbola ho fantatra miandalana…
ah si si, ça y est, j’y suis enfin, et pas de doublon ni de triplon 🙂
https://liste.ceni-madagascar.mg/elect/rech
My God !!!je viens de tester et il faut que mandeha any amin’ny fokontany aho aleo ny omby no hasina puce ry Elmana a ! kkkkkk
moi c’est bon je suis bien enregistré mais il faudrait que j’y passe quand même pour payer mes adidy pour cette année 2018. Je préfère payer en une seule fois comme ça ils viennent pas me relancer tout le temps.
Ny anay ao, ny ankizy tsy ao, nefa lisitra iray no nalefa tany amin’ny FKT. Dia ho any Alarobia ve hanontany ? Ny toerana hanaovana fifidianana dia samy hafa daholo, nefa fianakaviana iray trano. Ny mahasorena dia tsy mba misy numéro téléphone akory ny CENI-ndoza. Rehefa avy eo dia ho lazaina fa tara loatra. Ilay Rakotonarivo iny be resaka fotsiny.
C’est pas à votre fokontany qu’il faut aller plutôt ?
et le fokotany vous repondra, allez à Alarobia!
mpiasan’ny ministeran’ny atitany taloha anie io lazainao io e dia nafindra aty Alarobia izy, tsy tongatonga ho azy izany
vous etes bien enregistré mais c’est sur aussi qu’il y a des illustres inconnus du fokotany qui sont inscrits avec vous, et ces inconnus, personne ne les a jamais vu et le jour des elections, ô miracle mon ami, ils voteront(en faveur de celui que nous connaissons tous)
Je serai candidat à la Présidentielle je m’arrangerai par tous les moyens pour disposer de cette base de données.
ce qu a fait le marco
il l’a eu?
je ne sais pas, mais je pense que oui!
s’il l’a eu, faut mettre une équipe chargée de relever toutes les incohérences qui s’y trouvent avant la publication de la liste définitive.