Les 13 promesses…

Loading

Dépêche Madagascar > Madagascar

Vu sur FB

Ry vahoaka Malagasy,

1. Tsy hiandry 100 andro zany isika Dia ho foana ny delestazy.
2. Ho foanantsika ny sénat ka hanamboarana Oniversity any amin’ny faritany.
3. Tsy handray karama aho fa ho zaraiko amin’ny faritra tsirairay.
4. Mahita ny lalao rehetra nareo ao amin’ny TVM rehefa CAN n’a mondial.
5. Tsy maintsy midina ao anatin’ny 3 andro io vidimpiainana io.
6. Isika no hamonjy izao tontolo izao amin’ny alalan’ny CVO Ary aty amitsika ny mason’izao tontolo izao.
7. Hampihindrana vola an’i Comore isika.
8. Tsy mila ireo mpamatsy vola mahazatra ireo isika.
9. Hanamboatra tetezana mampitohy an’i Ambondrona sy Antananinarenina isika.
10. Hanafatra bus miisa 1000 isika mialohan’ny faran’ny taona (eo ampiandrasana).
11. Ho rakofana herinaratra manerana an’i Madagascar (fa tsy jiro cobra akory).
12. Ho ataontsika maimaimpoana ny fampirana ny ankizy any antsekoly.
13. Efa ao ny plan, ny mpamatsy vola efa vonona (Tanamasoandro, Miami, Drone, 4*4 blindé mandeha anaty rano, hélicoptère).

Masina ny tanindrazana tompokolahy sy tompokovavy.

Mbola misy miandry an’ireo velilainga 13 ireo ho tanteraka hoatranahy ve ato.

Je… comment dire… mon dieu, toutes ces salades depuis 2018 (et même bien avant) c’est assez … effroyable vous ne trouvez pas.

J’en ai connu des mythos et des menteurs mais là c’est hors catégorie là, c’est de classe mondiale !

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

S’abonner
Notification pour
guest
3 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Rafangy
Rafangy
2 années il y a

« J’en ai connu des mythos et des menteurs mais là c’est hors catégorie là, c’est de classe mondiale ! »
ka izy efa niteny fa ny tsy nataon’ireo filoha teo alohany tao anatin’ny 60 taona dia hataony avokoa, tsy filohampirenana gasy ihany io an!

raossy
2 années il y a

J’en ai connu des mythos et des menteurs mais là c’est hors catégorie là, c’est de classe mondiale !

Il faudrait organiser une coupe du monde des mythos-menteurs : cet énergumène obtiendrait la première place du podium haut la main..Même un Trump ne ferait pas le poids.

Fil info

Vos réflexions

Veuillez autoriser les annonces sur notre site

Il semblerait que vous utilisiez un bloqueur de publicité. La publicité permet de financer notre site.