C’est l’expression trouvée par un canard de la place.
Et ma foi fort pertinente.
Importena daholo zao rehetra zao : le riz, les vaches.. les poules aussi bientôt ?
La paresse de s’enlever les doigts du nez et de promouvoir la production locale c’est franchement incroyable.
C’est compliqué à comprendre que les importations t’appauvriront et que l’exportation (de produits finis) t’enrichiront ?
Mba asaivo mihanatra ihany ny ankizy re olona ô 😯
Misy olona zay niteny fa tsy mitondra mankaiza ny fianarana raha ao dago . Tena mahay be ianao raha mahay manambaka olona , raha mahay zao fikafika rehetra zao hanambaikana ny olona
Je ne serai pas pire que ra8 qu’il disait!
Chaque jour qui passe, il prouve pourtant qu’il l’est!
Bonjour le dégât sur la balance commerciale avec tous ces importations évitables.
vous pensez que le mamimbahoaka comprend c’est quoi la balance commerciale?
Ça me rappelle la pub à une époque de Gothlieb et Poopy sur le savon… Sauf que maintenant “Tsy misy izay ilaina rehetra eto Madag… ascar” ou plutôt “Tsy nasiana izay ilaina…”
Ka Malagasy henjehin’ny vahoaka sady bedin’ny fanjakana raha mivarotra vary lafo, dia aleo manafatra sy mivarotra vary Pakistanais sy Indien.
“Mba asaivo mihanatra ihany ny ankizy re olona ô”
Manino moa raha te ho eo amin’io toerana io raha mba nianatra tany aloha ?
Izao manaonao foana.
Ka izy anie tsy nieritreritra ny ho eo amin’io toerana io e, fa tonga ho azy teo noho ny toe-draharaha samihafa ka tsy nisy fiomanana azo natao. Zao izy vao manomana ny tohiny indray.