Loool le camouflet 🤣
Ah oui oui il s’agit bien d’un camouflet, waaa la confiance.. ne règne pas.
A quel propos ? De l’application des vérités des prix à la pompe.
Nous voulons des décrets et des arrêtés indique le FMI.
Et sinon ? Bah sinon on ne décaisse pas le pognon.
Mangaatakareeee soumis à condition zany.
Chère FMI contentez-vous de donner l’argent , le reste je m’en charge . Sinon je vous mets à la porte . Ah Ah .
A ce propos on se rappelle encore de l’ambassadrice de l’UE expulsée là … mbola tsy vita tsara iny tantara iny, sao dia miheritreritra hoe tout va bien lol
ka alahelokanina tamin’ny tsy namoahandry zareo vondrona eropeanina ilay famatsiambola hanaovana ny rn13 nefa efa niwerawera be hoe izaho no mahavita an’io, dia iny nodakan iny ny solotenandry zareo, fa angaha iny mbola vita hatrizao
pas de donneur de leçon comme disait l’autre, juste donnez l’arzennn
tais toi et paie zany
ny plan de redressement de la jirama koa ka !
asa raha ho sahy hametaka ao ilay hoe vorona électrocuté anisan’ny nahatapaka ny jiro
mety ovaina papango angamba, c’est plus crédible
efa nisy ilay hoe papango,n’ny ankizy no mahatonga ny delestage! any izay i ministra solo papango
mba ela ry zareo no nahafantarako ny jirama, eny na dia fony mbola EEM, SEM, GNE fa ity fitondrana ity ihany no nahita an’izany hoe vorona, papango mahatonga delestage izany
« noho ny fahaizamitarika manokana(leadership) sy fahaizmanao anan’i filohampirenena dia nidina ny vidin’ny solika »ministre d ela communication sur les prix des hydrocarbures le 20/01/2025
Fa mahay inona aloha e?
mahay mangalatra sy mambabo ny harena rehetra e! angaha mbola nisy filoha ohatr’izany teto tao anatin’ny 65 taona! ary na Idi Amine Dada aza tsy nanao ohatr’izao,