Tokony nalefa tany Ikongo ny TPC izany satria ny hevitr’i tarzan rehefa ratsy ny lalana dia alefa mandeha antariby ny olona. Tany no nahitana menaka sy vary nozaraina am fatrakely indrindra, faty olona notifirin’ny mpitambasy, lalana mandifotra kamio, olona mahantra be sy kamo miasa, notoloran’ny BNGRC fanampiana manokana… dia mbola misafidy an’ilay tsy ahitany mangirana ihany. Mahavariana ny fahavendranan’ny olona ka. Rehefa tenenina am zany anefa de manangambovona. Raha tsy angetoran’ny olona ny vav’orin’ny sasany ngamba mbola tsy tonga saina ihany. Mbola tsy vaky tsara ny V. Tohizo ihany. Fahantrana nosafidiana ny anareo mianakavy. Aza be taraina fa maharikoriko na ny mihaino azy.
elman dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “Le vrai dictateur éclairé élimine sans vergogne les hyènes. Il a d’ailleurs tout intérêt à le faire car sinon ce…” 20/09/2026 à 16:04
mpijery dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “Mais il faut faire attention à ne pas obtenir des hyènesC’est exactement ce que nous avions depuis une décennie Il…” 19/09/2026 à 14:29
Numerobis dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “Mais certains chiens, issus à l’origine des loups, sont devenus, au fil de la sélection opérée par l’Homme, des «…” 17/09/2026 à 08:16