Euh oui vu la progression fulgurante des chiffres officiels ces dernières semaines ça on le savait déjà.
En plus si les chiffres officiels explosent, dans la réalité on sait bien que c’est pire que ça.
“Et cette variante tue des personnes plus jeunes, sans comorbidités apparente tompokolahy sy tompokovavy”
Euh oui ça on le savait déjà aussi. Des news que l’on ne savait pas s’il vous plaît ?
Ca craint.
Une petite Jerusalema pour accueillir la variante sud-africaine 😛
kay
ny thrombose dia fivontosan’ny ra tompokolahy sy tompokovavy.
dictionnaire tsy misy dam indray angamba no nampiasain’ny mamimbahoaka teto
Tena izany ve no noteneniny? 🙂 izay vao tena hoe tsy any amin’ny mivonto no manaintaina
Lainga tsara lahatra e. Izaho dia tsy mijery ny kabariny intsony. Manamamo
hahahaha,
za aloha tsy naheno ka tsy afaka mi-confirme hoe zay sa tsy izay no nolazainy