mahavariana ahy foana ilay toe-tsaina manana fahefana … na ny an’ireo manakan-dalana eo ireo aza, mahavariana ahy, tsy mety ho takatry ny saiko mihintsy
Dia tsy maintsy hiandry ilay “saosy” ho lany ve izany vao afaka hietsika ny vahoaka?
Nifin'Akoho
1 année il y a
Io le resaka babakoto (toetran’olon-dia) tary amin’ny article “Tsara, Mahasalama”. Rehefa tonga ny radioactive dia tsy azo sakanana ohatr’izao reny ka. Sa ho asiana fiara mifono vy toy ny tamin’ny Covid. Mbola ho ela isika e.
Rafangy dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “felicitations Grand! faire le metier qu’on aime, c’est se divertir tous les jours, oui, vous avez raison des fois, ces…” 08/10/2026 à 08:17
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
mahavariana ahy foana ilay toe-tsaina manana fahefana … na ny an’ireo manakan-dalana eo ireo aza, mahavariana ahy, tsy mety ho takatry ny saiko mihintsy
mots clé : solelakisme, misaosy tsara