Et pas mieux pour l’eau
Misy fikorontanana ny famatsiana RANO amin’ireto faritra ireto sy ny manodidina azy akaiky anio ZOMA 28 Septambra 2018 nanomboka amin’ny 07 ora maraina ka hatramin’ny 02ora tolak’andro, noho ny asa fikojakoanana sy fanamboarana ny fotodrafitrasa momba ny rano eny MANDROSEZA1:
Zone centre : Mandrosoa, Ambohijatovo, Faravohitra, Manjakaray, Amboditsiry,
Tsiadana, Campus, Ambolokandrina, Ankatso, Cité Ambohipo, Fort-Voyron, Andohamandry, Mahamasina, Befelatanana.
Zone sud : Mahabo, Ambohijanaka, Imerimanjaka Ankaraobato, Ankadilalampotsy, Tongarivo, Ankadiefajoro, Morarano, Mahalavolona.
Zone est : Ambohimangakely, Soamanandrariny, Ambohibe, Mahazo, Ambatomaro, Antsobolo, Fort-Duchesne, Ampandrianomby, Ampanotokana, Andraisoro, Antsahameva. Ny JIRAMA dia maneho ny fialan-tsiny amin’ny mety ho fanelingelenana aterak’izany.
Amusez-vous bien.
Et n’oubliez pas de voter pour le numéro 12 qui, quand il etait encore le numero 3, avait promis de résoudre le délestage en 3 mois.
“6 raha fara faha betsany”
JIro sy RAno MAty.
ils ont oublié le fameux ” Aoka hanao izany ho toy ny tsy rapaka isika “, hahaha
Ka efa mba efa nanaovanay filazana toy izao Ry zareo JIRAMA.” Nohon’ny fiakaran’ny vidim-piainana dia ilazana ny JIRAMA hajaina fa hisy fahatarany ny fandoavana ny fakitiora amin’ity volana ity, raha misy sanjila kely dia mety ho vaoaloha miandalana eny ihany izany , koa ingaviana ny JIRAMA hajaina hievitra ho toy ny efa voaloha ny fakitiora ary tsy hikitika ny Kaontera.
hahaha,
Dia hamaly ny JIRAMA hoe ” filazana voaray, hodinihana miandalana, fa tsy manafoana ny fomba fiasanay hatrizay izay tsy hita izay naharatsy azy ” hahaha
Mahaiza mihonona ary aza misosoka alahelo intsony ?
ie
Allez, tehaka mafy be pour ces imbéciles qui ont fait le forcing sur le thermique depuis une dizaine d’années.
Bravoooo
c’est l’une des raisons du putch à l’époque, Ravalo a voulu foncer dans le solaire, les proprio des groupes n’ont pas été contents, tsy faly aho tena tsy faly
Il a bien mérité son prix d’excellence !
à la prochaine fois il vous offre gratos de la vaseline pour faire passer les trois doigts 😛
Tonga dia 3 doigts de whisky mihintsy zany
Ny anay faravohitra efa tsy nisy rano omaly alakamisy 27 tontolo ny andro. Efa t@ 10 ora alina vao niverina dia asa indray anio zoma izany
de tsy mampiasa rano izany na any andakozia na any @ douche? , sa moa efa nampilaza mialoha ry zareo dia samy efa nanangona!
Aotrizay ihany androany ka. Sady faravohitra en plus.
Enjoy!
si la jirama a beaucoup de dettes, pourquoi est-ce qu’elle ne va pas les réclamer? Au lieu des ballades des gens heureux avec les missions à l’extérieur des fonctionnaires, les ministères doivent payer leurs arriérés.