Mba anotanio i Jerry M fa izay candidat tohanany hono dia tsy maintsy lany foana..Dia nilatsaka izay tenany …fa tsy lany ka mety tsy nanohana ny tenany fa olon-kaf no notohanany angamba tamin’izy nilatsaka ireny?
ka ny mpifidy anie mahafantatra tsara ny zavamisy e! angaha raha tsy misy ny ceni sy ny hcc nisy izany nouzalon filohampirenena izany? dia satria tsy afaka hatao ninoninona ny ceni sy ny hcc dia izay mitapy miseho miaraka amin’ny loranjy no avy dia dakan’ny mpifidy
DerniĂšre modification le 4 mois il y a par Rafangy
raossy dans Mais c’est vraiment un jiolahimboto ce gars lĂ : âC’est dans le mĂȘme style que le ”mi-pipi pataloha” du mivika andemika… Avec tous ces mivika qui tiennent les manettes…â 28/06/2025 Ă 18:37
elman dans Bon weekend quand mĂȘme: âcela va de soi https://actutana.com/wp-content/uploads/2025/06/PXL_20250628_1321153002.jpgâ 28/06/2025 Ă 16:43
je vois d’ici la prĂ©cipittion du petit colonel(il n’est pas encore devenu general?) manao solomaso maiaraka amin’ny fiarabe tsy latsaky ny dimy manakorotana ny fifamoivoizana handeha hamonjy eny
Toa ho con-lonel eo foana ny fahitako azy.
qu’il aille chasser les dahalo dans les rĂ©gions reculĂ©s de madagougoug pour voir s’il a toujours son air dĂ©daigneux
depuis la transition jusqu’Ă maintenant, les militaires qui sont affectĂ©s dans les regions oĂč sevissent les dahalo font tout pour ne pas y aller, oui, le tireur dans le dos y a Ă©tĂ© avec des milliers de soldats pour ne ramener qu’une pauvre petite femme, remarquez que les postes dans les regions Ă dahalo sont des affectations disciplinaires
Mahavariana fa ireo artista mihira ny anaran’ilay filoha ao amin’ny campagne dia tsy mety voafidy amin’ny resaka politika.
Mba anotanio i Jerry M fa izay candidat tohanany hono dia tsy maintsy lany foana..Dia nilatsaka izay tenany …fa tsy lany ka mety tsy nanohana ny tenany fa olon-kaf no notohanany angamba tamin’izy nilatsaka ireny?
Aleo artistes mijanona artistes .. DJ inclus.
et les cochons seront bien gardés