Ah la la tous ces hommages à l’ancienne première dame qui fleurissent ici et là

… amenant parfois à des contre-sens incroyables 🤣 Debilement amplifiés par les comptes fako d’ailleurs.
Faites sobre les gens, n’oubliez pas que certains sont à l’affût de chacun de vos mots (maux) et ne laisseront passer aucune erreur.
5083.74 ar
4465.78 ar
Rahatr’izay koa dia hisy hivetso zao Ass Fitia zao. Miara mody aminy ny fikambanana rehefa tsy eo amin’ny fitondrana intsony.
Je crois que le zara mira était beaucoup plus tard, dans les années 90, mais je peux me tromper
eny,. io zara mira io no nampidiriny tao @ ireo mpanangan-tanana dia lany. ny fampiharana azy no tsy tadidiko hoe taona firy
Tena tamin’ny andron’i Dede Ratsiraka no nanombohan’io zara mira io (1/2 -1/2 ny lahy sy ny vavy) Ary i Maman Céline no niady mafy ho an’izany ho an’ny vehivavy Malagasy ; Ny kitay telo an-dalana efa taloha hatrizay (2/3 an’ny lahy ary 1/3 ny an’ny vavy) fa aza disoana ny tantara.