parce que korotamby benevole sent puis voit tout acte malveillant, au fait qu’en est il de la couronne royale disparue l’autre jour? et que korotamby pretend connaitre les auteurs de la “disprition”
Je ne sais pas si le FBI a demandé à enquêter sur place ou si le FBI a été appelé à la rescousse. La deuxième option, çà fait plutôt ”mamo miantso polisy” non?
tsytiafoza
8 mois il y a
F’angaha ianao tsy mahatoky ny fitsarana e, mandehana aloha miverina mianatra. Ka maninona indray kanefa no miantso FBI? Tena tsy azoko intsony. Nefa indray ilay FBI nantsoina dia efa inoana fa vao nanomboka ny afera ry V isany dia efa nanara-maso izany hoe efa kôpy taloha izy. Tsy ilaina ny miantso azy fa efa teo foana izy.
Nifin'Akoho
8 mois il y a
Reny ministra ireny moa lay nosivanina sy nofidiana tanatin’ny maro ? Amin’ny manaraka antsoy mialoha ny FBI rehefa hisafidy ministra.
Rafangy dans Il va peut-être envahir le Vatican aussi ?: “ka izao hono ny antony nifidianan’ny maro an’isa azy e!Bush zanany noa natyaoko fa tena v indrindra fa ity efa…” 14/04/2026 à 12:43
MasyLau dans “Déstabilisation, atteinte à la sûreté de l’État”: “Tsy mi-“neutraliser” ny adversaires fa mafampidinika manodidina ny latabatra boribory ao anaty trano amin’ny alalan’ny fikaonan-doham-pirenena” 14/04/2026 à 10:47
mpijery dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Amam-bolana maro vao ho vita izany raha tora-po no hamenoana ny fikaonan-doham-pirenena, tokony miainga amin’ny zavatra efa masamasaka miaraka amin’ny…” 13/04/2026 à 17:23
MasyLau dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Ento eo amin’ny fikaonan-doham’pirenena ny fanantenanao , ny atezeranao , ny manafitohina anao rehetra amin’ny fejerinao ny fandehan-javatra , ny…” 13/04/2026 à 15:30
Personne n’ose l’avouer : Korontamby et son patron sont les seuls à faire confiance aux institutions du pays
parce que korotamby benevole sent puis voit tout acte malveillant, au fait qu’en est il de la couronne royale disparue l’autre jour? et que korotamby pretend connaitre les auteurs de la “disprition”
Je ne sais pas si le FBI a demandé à enquêter sur place ou si le FBI a été appelé à la rescousse. La deuxième option, çà fait plutôt ”mamo miantso polisy” non?
F’angaha ianao tsy mahatoky ny fitsarana e, mandehana aloha miverina mianatra. Ka maninona indray kanefa no miantso FBI? Tena tsy azoko intsony. Nefa indray ilay FBI nantsoina dia efa inoana fa vao nanomboka ny afera ry V isany dia efa nanara-maso izany hoe efa kôpy taloha izy. Tsy ilaina ny miantso azy fa efa teo foana izy.
Reny ministra ireny moa lay nosivanina sy nofidiana tanatin’ny maro ? Amin’ny manaraka antsoy mialoha ny FBI rehefa hisafidy ministra.
angaha tsy ireny ilay tao anatin’ny 7 000cv moa izy iny?