Le retour de quoi ? Bah du délestage pardi.
Ah oui pardon on ne dit plus délestages, on dit “coupures électriques“.
Any zay ilay Jeux des îles eee…
Archives des dépêches
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
Les fako et nids de poules aux œufs d’or aussi alors bientôt ? Any izay ilay papango e.
Tsy hanana fotoana mamafa trottoir intsony koa ny praiministra lasa prezidà sy ny ministra isany…
😯
izaho tena leo be mhintsy ! omaly, 11 coupures jusqu’au petit matin; androany, 03 coupures
ouh la, mbola aiza ! Zao vao tena miditra période d’étiage 🙁
hoy ilay commentaire hitako izay hoe : fa angaha tsy nentin’i rasedy niala niaraka taminy any ny délestage ?
toutes les salo*peries qu’il vous laissera quand il aura bel et bien dégagé…. lol
comme je l’ai toujours dit à mon fils : ho raharaha ny hahazo an’izay mpitondra vaovao manaraka eo handamina sy hanadio an’ity madagasikara ity
Dia afaka 1 taona sy tapany tsy dia mbola hita soritra tsara ny fanatsarana sy fanavaozana dia ho avy indray ny mpanaraby hoe tamin’ny andron-dRasedy mba nahazo tsinjo tsinjo kely.
Les fako et nids de poules
aux œufs d’oraussi alors bientôt ? Any izay ilay papango e.Tsy hanana fotoana mamafa trottoir intsony koa ny praiministra lasa prezidà sy ny ministra isany…