Rahandy dans Grand Palais : ambiance studieuse: âJ’ai l’impression qu’il se bat contre l’endormissement, otrany le @ 2ora any ampianarana reny.â 07/10/2024 Ă 04:24
Nifin'Akoho dans Grand Palais : ambiance studieuse: âNareo kosa e ! Miasa izy e, miasa saina. Izy irery zao amin’ireo olona ireo no niasa saina am zay…â 06/10/2024 Ă 16:14
Nifin'Akoho dans Eau : des quartiers entiers sans eau depuis des semaines: âMisy fokontany eny am Kaominina Talatamaty tena miankina amin’ny herin’aratra vao miakatra ny rano fisotro. Lasa olana le problĂšme.â 06/10/2024 Ă 16:04
Nifin'Akoho dans En quelle langue devons nous parler ?: âFa ny betsaka eto dia terikasa an’ny fanjakana fa ny famatsiambola an’ny vahiny. Raha ny fanaon’ny vahiny no resahana dia…â 06/10/2024 Ă 15:54
Les saisons madagougouesques: CĂ©dric and co l’ont dĂ©couvert en 2023. En 2024, ils vont dĂ©couvrir que la farine est diffĂ©rente du cocaine. La pauvretĂ© des gougouens, ils comprendront plus tard.
“…la farine est diffĂ©rente du cocaine. ” c’est pour cela que la coke interceptĂ©e Ă toamasina a disparu parce que certains l’ont pris pour de la farine produite par la minoterie de l’ocean indien
justement, c’est Ă cause de la pluie que rien ne marche ici: il y a de la pluie, ben les eaux ont charriĂ© des debris qui obstruent les conduites; il n’y a pas de pluies, ben les turbines ne peuvent pas tourner par manque d’eau
Mba efa nisy ezaka nataon’ny JIRAMATY kosa eh. Ny anay izao adin’ny roa taorian’ilay oram-be omaly iny vao tapaka ny jiro , fa ny fotoana nahatapahan’ny jiro kosa aloha mitovy tamin’ny taloha ihany.
efa tsara kosa izany fa teo aloha , vao mikotroka kely dia avy dia tapaka ny jiro ary maharitra elabe mihitsy