Ralay Rock dans Nouzalon installer un boulodrome dans chaque fokontany: “Horaisi »NY » amin’ny fomba manetriketrika e…. « Raha tsy teo ny fanohanana nataon’ny fanjakana tsy tonga tamin’izao tanjona ambony dia ambony ……” 13/12/2024 à 15:20
GasyKely dans 278 voix valides dans ce BV: “– Nisy goaka hono le tafo dia tsy maintsy mifindra BV fa avy ny orana! – Dia tapaka koa ny…” 12/12/2024 à 18:02
GasyKely dans Syrie : kay: “Tsy tara loatra ve zany! Zao izy no atao mina MN amin’izao fahavelomany zao satria izy tsy niandry anareo maty…” 12/12/2024 à 17:51
babakaty dans Pendant ce temps, à Ivato …: “Je croyais que pour parler de la réélection d’un transfuge Tim dans la commune d’Ivato,lPenjy” 12/12/2024 à 15:18
Vraiment du n’importe quoi
Puis les autres (ministre, directeurs, …), ils font quoi au juste?
ils se planquent sao dia tratra farany eo koa lol
Nahita fialazana nataon’ny JIRAMA tao amin’ny FB izaho teo hoe » Ho tapaka ny famatsiana jiro amin’ny fariitra sasantsany fa hanala ireo papango eny amin’ny tariby mitondra herin’aratra ry zareo …. Ny taty aminay indray tsy nisy filazana fa misy vorona nipetraka tamin’ny « fil » dia tapaka ny jiro ka angamba mety manala ireo taim-borona amin’ny » fil » ihany koa NY JIRAMA nahatonga ny fanapahana?