Oh que non…; avec les mini panneaux solaires des jiron’akoho. ” Hiangaviana ianareo izay nahazo jiron’akoho mba hanatitra izany any @ jirama; hatambatra izy ireny ho an’ireo bus électrique an’ny vahoaka”.
amin’ny maha dijaka azy dia izay tokoa no heveriny!
Rafangy
1 année il y a
100Mw par an? et juillet va bientot pointer et jusqu’ici meme pas 3Kw installé
ben nouzalon comprend bien donc maintenant le entana nafarana sy ny entana tonga? c’est marrant , nouzalon a commandé du gasoil et c’est du petrole lampant qui est arrivée?
RMC
1 année il y a
fa tsisy miteny mihintsy hoe : tsy ampy vola hividianana gasoil handefasana groupes… mahagaga an !
izany eo ihany, fa raha tena te-hanao enquêtes, dia hita mazava foana io : midina ifotony (lol) hatrany @ ports rehetra any mandrapahatonga eny @ groupe tsirairay avy (tsy solika tanterina @ éprouvettes ireo ka hoe tena sarotra be casse-tête ny manaraka manamarina azy). tsikilovina ifotony mihintsy ny solika sy ny taratasy rehetra rehetra manodidina azy, hatrany anaty groupes ka hatrany anaty tiroirs rehetra any (gestion, suivi, contrôle)
ary izaho ve no tsy mahatadidy sa nisy koa hoe nahazo licence ny fanjakana nanafatra solika direct moa ?
aza variana na midanaka fa tao daholo ny olona no naka hoy ny fiteny izay !
Rafangy dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “felicitations Grand! faire le metier qu’on aime, c’est se divertir tous les jours, oui, vous avez raison des fois, ces…” 08/10/2026 à 08:17
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
Oh que non…; avec les mini panneaux solaires des jiron’akoho. ” Hiangaviana ianareo izay nahazo jiron’akoho mba hanatitra izany any @ jirama; hatambatra izy ireny ho an’ireo bus électrique an’ny vahoaka”.
100 MW RMS dolby digital 4K ve ? 😛