ny loranjy anie mora manadino e! tsy tadidindry zareo intsony ilay olona voadaka teo amabravaran’ny fiaramanidina tao Ambalamansy ny taona 2002….
ny tranon’ny tale jeneralin’ny prezidansa fony Deba koa anie ka nataon’ny olona tsy nisy niangana ao ambanin’Ankatso ao e!
Ny an’i Naivokely toa 8mm. Fa tandremo fa mahafaty iny raha ampiasaina an.
Nifin'Akoho
1 année il y a
Mitomany ny harena may sy kila forehitra e. “Faly aho miaraka Aminy, Jesosy tokana ihany… Na dia mahantra aza”. Ny hira rehefa vetsoina foana dia tanteraka. Nareo izay mbola hitondra firenena. Ampirimo any atranonareo ny firavaka volamena fa hanody anareo reny raha mbola Malagasy mahantra no lalaovinareo. Dia asa tokoa fa alahelon’ny mpiaramivavaka, ny tanin’olona lasan’ny telma tam zany… Miampy ny taimbava sarotra averina dia mangina ny mety aminy ankehitriny.
Sa mbola sahy hitondra olona ao amin’ny coliseum moa. Olona efa maty eritreritra no manaraka an’izany. Raha tsy hoe ireo mbola mahazo tataka tao nga e. Efa akaiky ho lany ny paiso ankady ô.
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
Maromaro liste mandeha any
Ny ahy ilay Ralaivita Dadan’i Jemima iny ary ilay Evariste kely atao anaty gony iny tsy andriko hoe ahoana hiafarany
ny loranjy anie mora manadino e! tsy tadidindry zareo intsony ilay olona voadaka teo amabravaran’ny fiaramanidina tao Ambalamansy ny taona 2002….
ny tranon’ny tale jeneralin’ny prezidansa fony Deba koa anie ka nataon’ny olona tsy nisy niangana ao ambanin’Ankatso ao e!
Hay moa tsy manana 8cm tokoa dia miandry eto an
Ny an’i Naivokely toa 8mm. Fa tandremo fa mahafaty iny raha ampiasaina an.
Mitomany ny harena may sy kila forehitra e. “Faly aho miaraka Aminy, Jesosy tokana ihany… Na dia mahantra aza”. Ny hira rehefa vetsoina foana dia tanteraka. Nareo izay mbola hitondra firenena. Ampirimo any atranonareo ny firavaka volamena fa hanody anareo reny raha mbola Malagasy mahantra no lalaovinareo. Dia asa tokoa fa alahelon’ny mpiaramivavaka, ny tanin’olona lasan’ny telma tam zany… Miampy ny taimbava sarotra averina dia mangina ny mety aminy ankehitriny.
Sa mbola sahy hitondra olona ao amin’ny coliseum moa. Olona efa maty eritreritra no manaraka an’izany. Raha tsy hoe ireo mbola mahazo tataka tao nga e. Efa akaiky ho lany ny paiso ankady ô.
“Faly aho miaraka Aminy, Jesosy tokana ihany… Na dia mahantra aza”
ô purée l’autre a pris au pied de la lettre : pauvres.. mais heureux