Allez Dada, soyez fort . Ny marina mitavozavoza , tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra .Ne laissez pas un DJ embobiner les gens à coup de mensonges pour les enfoncer encore plus profond .
zana dans Nouzavon installé 150 bonbonnes d’eau à Antananarivo: “Cette eau est pompée directement du lac de Mandroseza, sans filtrage, sans traitement, donc bon courage pour le peuple qui…” 09/10/2024 à 13:38
Olona tsy mba zatra manolotra (riz cantonnais), mikarataka hoy ny fiteny
Ary mandé irery nga Dada ?
Allez Dada, soyez fort . Ny marina mitavozavoza , tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra .Ne laissez pas un DJ embobiner les gens à coup de mensonges pour les enfoncer encore plus profond .
Ary toa tsy milahatra be otran’ny an’i Dj ? :-p
Ngamba tsy nisy bus nitatra ny fokonolona ?
Ny fahitako azy otran’ny lery mihitsy no miantrano amin’olona dia omena kaly sady mikarakara ny tenany fa tsy izy no mizara an!