Ouiii ?
Voir : MÉFIANCE DES CITOYENS – La Justice reconnaît ses errances
Oui, d’un côté on admet que cette Justice est gangrenée par la corruption
Voir : Harilala Ramanantsoa : Élue marie de la capitale avec 43,24%
… et de l’autre on laisse cette même Justice valider une élection municipale bananière ?
63% no nifidy TGV tam zany, 43% am’izao. Tsy lazaina eto ny isan’ny mpankaty sy ny resaka hala-bato. Ny mpanohitra no olana eto na tiana na tsy tiana. Ho an’ny CUA dia fametrahana olona mpanohitra iray ihany no tokony natao fa io mo le nolazaina teto fa hilatsaka daholo ty karazan’olona rehetra ty.
.
Raha omena adiny 3 enao hanapahanao hazo 1 dia lanio amin’ny fandranitana ny famaky ny adin’ny 2. Adin’ny 1 sisa andavonao ilay hazo. Fa tsy ny fampiasana karazana famaky dombo velona akory no ataonao mandritry ny adiny 3. Io izy io, ny hazo tsy tapaka, ny vola lany, ny olona mizarazara. Omeko anao ny mahereza.
Amin’ny fahendrena malagasy dia misy ilay fomba fiteny hoe « ny heloka ibabohana mody rariny ». Matahotra ny fivadihan-draharaha tampoka ny justice satria be loatra ny hadalana vita.
ka efa mahatsapa ry zareo ao amin’nyfitsarana fa misy farany daholo ihany ny zavadrehetra, dia amin’ny tanana ilany modymilaza ny tsymety, amin’ny tanana ilany ,mamporisika ny tsy mety rehetra fa mahita volabe