Vu les acrobaties en tout genre que Air Madagascar nous pond depuis quelques années maintenant, c’est même assez étonnant que ce genre de chose ne se soit pas encore produit jusqu’ici non ?
Matoa kosa aloha mbola tsy nisy trangan-javatra toy io i Air Mad amin’ireo fitaovana izay efa fantantsika fa tena antitra dia tena antitra tokoa dia azo lazaina ihany oe tena « compétents » ny ekipa ao e!
Efa hatrizay no malaza mahay ny piloty gasy,vao tamin’ny faran’ny taona no nisy nitantara ny fomba fiditr’iny Airbus ny airmad tao CDG,fa nitoraka sali ny vazaha nitaingina,mahay isika
Nifin'Akoho dans Un carrefour sans feux tricolores: “I lafrantsa no firenena be rond-point indrindra dia inona no nataon’ny bac+24 andaminana ny fitohanana eto Tana ? Mamboly sy…” 25/01/2025 à 18:05
babakaty dans La devinette du week-end: “C’est Ra-Vince ,Mr Météo dans le temps puis député Tim du cinquième arrondissement Tana Avant les Guy Rivo et Fetra” 25/01/2025 à 17:08
patriot dans La devinette du week-end: “C’est Ravince notre présentateur météo préféré des années 90-2000. Il y avait aussi Hubert mais c’est surtout lui la star” 25/01/2025 à 16:26
patriot dans Antananarivo : il y a trop d’eau: “elle vient de mandroseza, mais par contre quels eaux remplissent mandroseza, je préfère éviter la question” 25/01/2025 à 16:25
Nifin'Akoho dans « Noupouvon aisément le faire… »: “Izay no tsy mba nitiavako kabary. Ry be safary no tia kabary. Izay indrindra no mankary ny sain’ny sasany rehefa…” 25/01/2025 à 14:53
Nifin'Akoho dans Antananarivo : il y a trop d’eau: “Nga vitany rano miakatra fotsiny. Mitondra fotaka io, mipetraka am arabe. Omaly alina zao accident moto 2 no hita andeha…” 25/01/2025 à 14:45
Nifin'Akoho dans Koa efa hoe la guerre est terminée: “Efa nilatsaka ko. Mba misy misababaka eo zany amin’ny fanapahana. Ilay ramatoa koa moa efa niteny hoe misokatra. Midira ze…” 25/01/2025 à 14:34
carole dans Tiens, un courrier passé sous silence: “zay zany ilay oe nous n’avons pas besoin de donneur de leçons…fa omeo vola ihany nefa annn” 25/01/2025 à 11:46
Mbola misy mitahy 🙂
rien n’est infranchissable pour un airbus AMG tout terrain … 🙂
En l’occurrence il s’agit d’un Boeing 737… 🙂 Mais qui avait de bons freins…
mais pas d’ABS ni d’ESP ! 😀
Les pilotes d’Air Mad sont bons, ce sont les gestionnaires qui la rendent Malady. Et puis, Dieu a pitié des imbéc*.
Aiza kosa no irina ho toy izao ny fanana kely zay antsika e, ny mba irina de ny handrosony sy tsy hisian’ny loza e. Aoka tsy haniry loza e.
Iza moa no maniry loza. Fa rehefa tsy ao ilay compétences dia tsy maintsy ho avy ny loza
Matoa kosa aloha mbola tsy nisy trangan-javatra toy io i Air Mad amin’ireo fitaovana izay efa fantantsika fa tena antitra dia tena antitra tokoa dia azo lazaina ihany oe tena « compétents » ny ekipa ao e!
Tsy ny personnel no incompétents fa ny dirigeants. Raha tsy izany efa maty efa ela io orinasa io.
Efa hatrizay no malaza mahay ny piloty gasy,vao tamin’ny faran’ny taona no nisy nitantara ny fomba fiditr’iny Airbus ny airmad tao CDG,fa nitoraka sali ny vazaha nitaingina,mahay isika
Ny politika sy ny tsy fahaizamitantana no mahatonga ny R Mad ho osa fa tsy ny teknisianina miasa ao velively
Mety ho lasa vilàny any Ambatolampy io raha rôpilana an’i hery maty…
Impressionnant! Même les scénaristes Hollywood n’y pensaient pas!