Zaho manokana kosa indray tsy manome tsiny azy. Aseho ny fahavonona na ahoana fitsipika na ahoana. Ho lazaina fa resy lava, matahotra fifidianana raha tsy izany.
Rehefa hanao lohamboto ny mpitondra dia apetraka ho vavolombelona ny malagasy, fa dia mijoro manatrika e.
Raha nanaiky ny accord tany Dakar hoe 2eme tour izy tam 2002 dia fantatra mialoha ny valiny.
Ho nanome tsiny azy aho raha ny valin-teniny no tsy nampisy ny ApoGenie.
Asa raha tena niaina ny zava-nisy ianao, fa ny mbola fisian’ny 2nd tour no tsy nampoizin’i Deba, ka tsy nampiasany ny hery rehetra teo ampelantanany (tahaky ny ankehitriny mihintsy, teo aminy daholo ny fahefana rehetra. Voatery niantso zanadambo Ra8 hanohitra ny hery ofisialy).
Na ho novoafidy 2nd tour madiodio aza Ra8 tam 2002 (ohatra), tsy ho nahasakana ny 2009. Be loatra ny very fihinana (atiny sy ivelany), dia izy koa moa no tendakanina loatra, na dia azo atao hoe alaolana hitany tam kitotoa sy kiantranoantrano hitany ny nananganany ny Alma hanatanteraka ny asa vaventy ohatra.
elman dans Privatisation de la Jirama…: “euh taloa kosa 100% société d’Etat, donc sous le contrôle du Ministère de l’énergie et de l’eau ? Zao lasa…” 08/06/2025 à 09:50
RMC dans Privatisation de la Jirama…: “ok, ekeko hoe t@ mars 2025 teo. fa inona izany moa no naha-société d’Etat azy hatr@ izay raha ohatra ka…” 08/06/2025 à 08:46
elman dans Allez expliquer ça aux T2 et aux “Priscolaire”: “Que celui qui n’a jamais peché jete la première prière. Beaucoup ont reconnu avoir fait fausse route depuis 2009, ils…” 08/06/2025 à 00:25
idefix dans Allez, j’embarque le pylône: “j’embarque aussi les drapeauxVoleur misy saina hono 😛” 08/06/2025 à 00:04
RAKOTOARIVONY Solofoniaina Nirina dans Allez expliquer ça aux T2 et aux “Priscolaire”: “Iza anefa no nandrodana ny fanjakana izay nampanjaka ny fiainana mirindra sy milamina teto tamin’ny 2009 ? Tsy anisany ve…” 07/06/2025 à 22:32
Nifin'Akoho dans Privatisation de la Jirama…: “Tsy manamarina ny filazan’ilay député faripeo iny fa tsy ilay ao amin’ny jirama no esorina fa io olona miteniteny foana…” 07/06/2025 à 18:32
Zaho manokana kosa indray tsy manome tsiny azy. Aseho ny fahavonona na ahoana fitsipika na ahoana. Ho lazaina fa resy lava, matahotra fifidianana raha tsy izany.
Rehefa hanao lohamboto ny mpitondra dia apetraka ho vavolombelona ny malagasy, fa dia mijoro manatrika e.
Raha nanaiky ny accord tany Dakar hoe 2eme tour izy tam 2002 dia fantatra mialoha ny valiny.
Ho nanome tsiny azy aho raha ny valin-teniny no tsy nampisy ny ApoGenie.
2eme tour tamin’iny tonga dia vita ny momba an’i Deba. Bien élu Ra8. Natanjaka tsara ary tsy ho nisy akory ny 2009