Ny atao ihany no miverina ram’s hoy ny fiteny malagasy izay a. 2009 angaha efa adino sahady? Fitiavan-tanindrazana nialana tamin’ny jadona moa iny e?
Nifin'Akoho
1 année il y a
Nen’ny cow boy tsisy soavaly ary efa nolazainy fa azy ny be bôty. Mipetraha tsara tenisany.
.
Fa lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa am’izany andro izany dia tsy maintsy aminkery sy faty olona no hanesorana izay nitoetra tamin’ny fomba tahaka izany ihany koa.
.
Tsy any anaty baiboly zany fa testamentan’ny repoblikan’ny mofo akondro.
fa mba fantatro ela ihany ilay zalahy iny, hatreo amin’izy talen’ny sekoly tao Moramanga, nandalo talen’ny fifandraisana ivelany moa izy izay tao amin’ny toby Ratsimandrava, izy teny Mahazoarivo (niaraka tamindRamahatra no tena tsaroako), izy lefitry ny lehiben’ny holafy Imerina dia nandalo tany Antanetibe Anativolo, fa vao napetraka tao Ankadilalana dia tena lasa nivika tanteraka mihitsy, ça monte à la tete hoy Elman izay
fa dia hisy tokoa ny faty olona sy ny doro trano, ary tsy ireo mpitondra irery fa na io lehiben’ny cisco, na lehiben’ny faritra, na lehiben’nyfokotany, izay rehetra nahavita ratsy hatramin’izay 17 taona izay, ary tsy very tadidy izany ny olona fa tadidiny tsara daholo ny nataon’ny tsirairay fa dia ny aza tratra farany fotsiny
patriot
1 année il y a
c’est drole de la part d’un putschiste qui n’a pas attendu la fin du mandat de Ravalo a l’époque
Sam dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Et elle n’a même pas proposer la cabine de peinture gonflable ? https://www.leroymerlin.fr/produits/cabine-vevor-de-peinture-gonflable-4x3x2-75-m-avec-souffleur-de-750-w-gris-75007683.html?megaBoost=&at_medium=Search%2Bengines&at_source=google&at_campaign=fiche-gratuite” 15/08/2026 à 15:24
elman dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Alors mécanicien chevronné effectivement.. mais par contre peintre complètement débutant lol .. https://actutana.com/wp-content/uploads/2026/08/20260814_1119513.jpg … et ma foi pour une première…” 14/08/2026 à 15:12
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
Ny atao ihany no miverina ram’s hoy ny fiteny malagasy izay a. 2009 angaha efa adino sahady? Fitiavan-tanindrazana nialana tamin’ny jadona moa iny e?
Nen’ny cow boy tsisy soavaly ary efa nolazainy fa azy ny be bôty. Mipetraha tsara tenisany.
.
Fa lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa am’izany andro izany dia tsy maintsy aminkery sy faty olona no hanesorana izay nitoetra tamin’ny fomba tahaka izany ihany koa.
.
Tsy any anaty baiboly zany fa testamentan’ny repoblikan’ny mofo akondro.
fa mba fantatro ela ihany ilay zalahy iny, hatreo amin’izy talen’ny sekoly tao Moramanga, nandalo talen’ny fifandraisana ivelany moa izy izay tao amin’ny toby Ratsimandrava, izy teny Mahazoarivo (niaraka tamindRamahatra no tena tsaroako), izy lefitry ny lehiben’ny holafy Imerina dia nandalo tany Antanetibe Anativolo, fa vao napetraka tao Ankadilalana dia tena lasa nivika tanteraka mihitsy, ça monte à la tete hoy Elman izay
fa dia hisy tokoa ny faty olona sy ny doro trano, ary tsy ireo mpitondra irery fa na io lehiben’ny cisco, na lehiben’ny faritra, na lehiben’nyfokotany, izay rehetra nahavita ratsy hatramin’izay 17 taona izay, ary tsy very tadidy izany ny olona fa tadidiny tsara daholo ny nataon’ny tsirairay fa dia ny aza tratra farany fotsiny
c’est drole de la part d’un putschiste qui n’a pas attendu la fin du mandat de Ravalo a l’époque
les foza , ce sont des biby mitourna non? on ne sait plus où se trouve la tete et ou se trouve le trou d’anus