Rafangy dans Il va peut-être envahir le Vatican aussi ?: “ka izao hono ny antony nifidianan’ny maro an’isa azy e!Bush zanany noa natyaoko fa tena v indrindra fa ity efa…” 14/04/2026 à 12:43
MasyLau dans “Déstabilisation, atteinte à la sûreté de l’État”: “Tsy mi-“neutraliser” ny adversaires fa mafampidinika manodidina ny latabatra boribory ao anaty trano amin’ny alalan’ny fikaonan-doham-pirenena” 14/04/2026 à 10:47
mpijery dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Amam-bolana maro vao ho vita izany raha tora-po no hamenoana ny fikaonan-doham-pirenena, tokony miainga amin’ny zavatra efa masamasaka miaraka amin’ny…” 13/04/2026 à 17:23
MasyLau dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Ento eo amin’ny fikaonan-doham’pirenena ny fanantenanao , ny atezeranao , ny manafitohina anao rehetra amin’ny fejerinao ny fandehan-javatra , ny…” 13/04/2026 à 15:30
Casses toi pauv’con ve?
Endriky ny fandrosoana ireo nolazaina amin’ny titre ireo ka. Izay ratompokolahy sy ratompokovavy izany, tsisy havany reny.
Vary, vidin-kena, menaka, siramamy,… tsy misy manara-maso intsony koa ny vidiny fa samy manao izay mahafalifaly ny fony ny mpivarotra rehetra
Merci numéro…
Bienvenue dans le … capitalisme ?