ora roa hono! tena hoe mitovy amin’ny patro-ny ihany! sahy milaza izany izao ny jiramaty fa efa miverina ny rano amin’iro toerana ireo? nefa ireo toerana ireo aza efa elabe mihitsy no tsy nahita rano, dia inona izany no marina?
RMC
1 année il y a
fa tsy vao haingana ve izao milina izao no ”nisy fahavoazana” e ? mba sarotra tsaboina koa izy izany an, sa moa eny anjanamasina no fitsaboana ny ”misy fahavoazana” ? hahaha
tsytiafoza
1 année il y a
SNBV, efa firy taona ny rano teny no tsy mandeha raha tsy @ 23h ary tapaka indray @ 4ora maraina. Misy fotoana tsy mandeha mihitsy mandritra ny 48 ora na 72 ora. Afaka adiny roa izany dia mandeha 24h/24 ny rano sa hoe miverina toy ny taloha ny problema?
elman dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “éclairée par aucun de ces guignols. Poutine il a besoin du FMI, de la banque mondiale, l’Union européenne, la Chine,…” 15/09/2026 à 17:06
Vola dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “la dictature. Oui, éclairée bien évidemment Eclairée par ?: Le FMI, la banque mondiale, l’Union européenne,la Russie, la Chine, les…” 15/09/2026 à 11:43
Coco dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “la dictature. Oui, éclairée bien évidemment Pour avoir une dictature éclairée, il faut un dictateur éclairé. Mais quand on regarde…” 15/09/2026 à 07:26
Vous avez soif ?
Pas de panique, vous aurez mes 250 mètres de jets d’eau
dans vos gueulestompokolahy sy tompokovavy 😛ça me rappelle une fable de la Fontaine