Aty koa akoho no tena fihinan’ny olona, fa izahay miezaka tsy mihinana matetika sao dia leo eo. Soa ihany fa misy henomby sy henankisoa manta satria tsy dia misy firy eny amin’ny restaurants sy food courts
elman dans Carnet rose : le choix du roi: “La multi tachéité de l’elman a des limites ve ? absolument lol” 04/06/2025 à 05:22
Afist dans Carnet rose : le choix du roi: “Felicitation ! Ah, c’etait la raison de la maintenance du site 😉” 04/06/2025 à 05:12
Nifin'Akoho dans Carnet rose : le choix du roi: “Arahabaina ny vahiny kely, toy izany koa ny ray aman-dreny nahazo mpaka kitay sy mpatsaka. Aty moa sady tsisy jiro…” 04/06/2025 à 04:46
Rahandy dans Carnet rose : le choix du roi: “Félicitations aux parents, bienvenue au petit Noa. Reposez vous bien.” 04/06/2025 à 04:43
rnaivos dans Carnet rose : le choix du roi: “Bienvenu à Noa et félicitations aux heureux parents.” 04/06/2025 à 04:04
elman dans Opération de maintenance sur le serveur: “Maintenance effectuée, mes plus plates excuses ça a pris un peu plus de temps que prévu.” 04/06/2025 à 03:05
Rafangy dans CUA : elle a une drôle de couleur la piscine: “azo raisin sady mitombina fa ny mpamonjy voina aza efa tsy manadrano intsony dia ny rano tetsy Andriantany no nalaina” 03/06/2025 à 10:09
Rafangy dans CUA : elle a une drôle de couleur la piscine: “fanombohana aminn’y fomba ofisilay ny fankalazana ny faha 65 taona niverenan’ny fahaleovantena hono, dia maharitra iray volanaiznay ny fankalazana? tamin’ny…” 03/06/2025 à 10:08
Rafangy dans Italie : la population diminue: “ma main au feu que nouzalon ne connait pas Victor Hugo, le seul Victor qu’il connait est le general en…” 03/06/2025 à 10:02
Rafangy dans On veut donc lutter contre la déforestation: “tiens, il y a le Patrick qui affirme que la radioactivite des terres rares ne toucheront pas le mikea” 03/06/2025 à 10:01
Rafangy dans Il y a un Nouzalon bis à la Maison Blanche: ““L’autre est un Bac-13 à la tête d’une république bananière pauvre avec l’ armée la plus faible au monde.” vous…” 03/06/2025 à 09:59
elman dans Italie : la population diminue: “Les écoles, le savoir, la culture, l’intelligence.. penser tout simplement … autant de concepts qui dérangent les petits dictateurs en…” 03/06/2025 à 09:31
sam dans Italie : la population diminue: ““Ouvrez des écoles, vous fermerez des prisons” Victor Hugo, rien de bien nouveau sous le soleil” 03/06/2025 à 09:23
3 taona lasa izany no ninanako hen’omby farany. Sniff!
manasa 🙂
Hahaha! ianareo any no mihinana, izahay aty no voky sy mandrezatra
lool
2 saucisses pour Elman, 1 pour Ardine 🙂
Bon app !
Toa tsy misy hen’omby ao raha tsy diso ny fijeriko an 🙂
Misy hen’omby anatin’reo saucisses sy merguez ireo ka 🙂
Kay tokou mou ny any aminareo fady hen’omby.
Taty angamba no ninanako akoho be indrindra tamin’ny fiainako. Hahaha
Aty koa akoho no tena fihinan’ny olona, fa izahay miezaka tsy mihinana matetika sao dia leo eo. Soa ihany fa misy henomby sy henankisoa manta satria tsy dia misy firy eny amin’ny restaurants sy food courts
Zahay efa tena leo! Ny trondro izao no mba avadibadika eo rehefa tena tofoka.
Fony nandalo tany aminareo dia tsaroako ery ilay serveur @ hoe: Chicken, fish, meat? Tsara be daholo izay arosony eo, miaraka @ riz basmati 🙂
Mba nanandrana vary mena zahay taty, hahaha, tsy misy tsirony mihitsy nefa dia lafo be!
ary ny ronon’omby koa izany tsy hanina?
Ondry na osy koa ve tsy hanina any?
Andefasana foza orana v ianareo?
Bon appetit