Dia ahoana i mangableu, i Lemaizina any Antsiranana, ry Kof any ampitandranomasina,sns, sns ary i Angelike like ve hamela irery ny bitrony eo? i Babakaty aloha ho avy satria etsy Antsirabe sady hamangy ny eny grand qu’on ne partage pas
Mahaliana anay izany fa mba lazao aloha fa sao mety aminay an. Andramo asio fitapakevitra anie hoe journée actutana ho avy na tsia dia hitanao e. Ohatra hoe mamboly hazo, hetsika ho an’ i Gasikara vita, ny fafinaretana hazo, ny fifankalalana tontosa.
Sao dia mitovy loatra ary, dia nisy code de la communication vao², dia niova ny site, fa ny natao rehetra mitovy/miverina avokoa! Adman ihany no Elmin, hoy aho sa ve?
elman dans Ranohira, février 2020: “comment ça combien de diplômés ?” 25/06/2026 à 10:48
zafimbaza dans Ranohira, février 2020: “Combien de diplômés ? Je vous signale que le colonel a baissé le budget de l’enseignement à Mada et augmenté…” 25/06/2026 à 10:13
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “moi, aussi, j’ai toujours en tete ce que vous ecrivez, mais une question, une seule n’a pas de reponse: comment…” 24/06/2026 à 12:07
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “curieux, mais les 3 premiers piliers ont deja existe avant 1975, pour le 4ème, je ne peux pas me prononcer…” 24/06/2026 à 11:57
mpijery dans Que demande la population au quotidien ?: “Il manque un cadre strict sur ce qu’on veut vraiment mais que les “hetahetam-bahoaka” ne vont pas nécessairement remonter Indépendance…” 24/06/2026 à 11:13
après le steak, le nem. mais toujours le thb 🙂
Pff je suis en retard pour l’académie
Attention, c’est plus important que le THB quand même !!!!!
avec cette épidémie de peste comment fait on pour manger ou boire avec un masque de protection ?
Attention Elman, l’abus d’alcool est dangereux pour la santé…Comme ça si les “coucou” se multiplient….:)
sous 30° c’est pas de l’alcool c’est de l’eau 🙂
Mandrangitran’i Malala an?
tsy i Malala fa ilay mpitsabo roavavy ela tsy teto ireny e!
mba miantsoa eh, na dia lavitra aza zahay
ka ny azy thb fa tsy djama 🙂
Ny ahy koa ilay 52 * iny ny ahy mba tiako.
Za hoa mangateta ry Elman
et c’est où ? et c’est combien ?
c’est un chouette boulot, blogueur, un petit article publi rédactionnel, et tu bouffe gratis….
et la patronne t”a à la bonne…
Nope je paie toujours mes additions pour rester objectif 🙂
Atovy be salady ny sakay é!
dia izahay izany dia hitazatazana touy izao foana? maninona zao raha mba miantso namana e
Ohatran’ny mpitondrana ihany ve?
Nahita an le nem teo zah tena lasa no nem ny fahitako lay anarana etsy ambony loll
Mbola ho avy ny journée actutana fa aza matahoatra 🙂
Dia ahoana i mangableu, i Lemaizina any Antsiranana, ry Kof any ampitandranomasina,sns, sns ary i Angelike like ve hamela irery ny bitrony eo? i Babakaty aloha ho avy satria etsy Antsirabe sady hamangy ny eny grand qu’on ne partage pas
Paré zahay é! lazao mialoha fotsiny!
Mahaliana anay izany fa mba lazao aloha fa sao mety aminay an. Andramo asio fitapakevitra anie hoe journée actutana ho avy na tsia dia hitanao e. Ohatra hoe mamboly hazo, hetsika ho an’ i Gasikara vita, ny fafinaretana hazo, ny fifankalalana tontosa.
Faudra bien nous refiler l’adresse pour que tout le monde en profite 😆
Vous allez nous tuer par excès de salives avec vos photos de repas 🙂
Bon, propre et (pas trop) cher 🙂
Santé e !! Ary mba misotro THB any koa ve i Admin zay e?
Mahatsiaro azy mihintsy vao mahita thb.
Veloma any aminy any na dia voasolo tsara aza izy .
Sao dia mitovy loatra ary, dia nisy code de la communication vao², dia niova ny site, fa ny natao rehetra mitovy/miverina avokoa! Adman ihany no Elmin, hoy aho sa ve?
Aza avadibadika anie ry ze.zofa a ! mihinan nem anie Elman ka sao miteny² foana eo
nope 🙂