Lire : Pâques 2023 : Flambée des prix au menu des fêtes cette année
Pendant que vous vous lamentez sur votre mur, la jet set elle, elle va passer Pâques à Jérusalem.
Esy ee ry Malagasy eee… on vous fait bouffer l’innommable tous les jours, vous restez apathique.
La volaille flambe sur les marchés mais la poule d’Hitler a encore de beaux jours devant elle.
« ….mais la poule d’Hitler a encore de beaux jours devant elle… »
Otran’in’ lety zany akohany Hitler zany ?
ary iza l’ty zany Hitler resahiny lery zany ?
Sûr aloha fa tsy izako izany: izako tsy miompy akoho. Tokony manao enquête indray ny SEG sao ato amintsika izany Hitler izany : ho faizina mafy.
ianareo ve tsy mandinika hoe misy miezaka hitovy amin’izany Hitler izany sy ny fitondrany: misy ny manamboninahitra te hitovy mafy amin’i Goring, misy ministry ny propagande miezaka ny ho Goebbels, misy tehampitovy fitondrana amin’ny Hitler, saingy Hitler nahavita nanarina ny fireneny rava sy potika tsy ampy folo taona akory, ny sasany tsy ampy 5 taona akory dia potika tanteraka ny firenena, Goring manamboninahitra nalaza tamin’ny fahaizany tamin’ny ady lehibe voalohany,fa tsy hoe noho ny fisolelafambody no nahazoany ny kintany, Goebbels tena manana doctorat tena izy fa tsy hoe MBA tsy fantapihaviana
Je pense que c’est une façade pour rencontrer les spécialistes israéliens de la manipulation d’élections.
Si c’est le cas, il va rentrer la queue entre les jambes avec beaucoup de pipipataloha dans l’avion; les israéliens ne sont pas nés de la dernière pluie et savent très bien que l’individu est un »fetsepra » en puissance et n’est pas bankable. Ils vont exiger d’être payé à l’avance. »Tsy misy vôla ny fanjakana » et le pognon que mr pipipataloha a planqué dans les paradis fiscaux, il n’y touchera jamais pour financer ce genre d’opération (pingre comme il est).