7 gendarmes accusés de corruption, association de malfaiteurs, blanchiment d’argent, d’abus de fonction, détournement de drogues saisies, trafic de drogue à haut risque, association de malfaiteurs 😳
Zao zany sisa ?
On ne parlera même plus de l’autre qui parle de grandes surfaces et d’embouteillages 🤣
Namanao ny Zandarmaria, qu’ils disent, DTQ
Izy indray no miseho milay hoy i AmbondronA zay… Midingin-drambo.
Ary ireny zandary miseho be principe, manao politika ankarihary, miaroaro fitondrana, efa saika maty fa velona indray reny… Mbola hisy ny farany e. Rehefa tsy vitan’ny Fitsarana dia misy koa ny Fitsaram-bahoaka amin’ny endriny maro.