Voir : DÉTOURNEMENT DE COCAÏNE SAISIE – Six gendarmes, un policier et sept civils au parquet
Ah bah quand on prête allégeance à des mafieux, on s’attendait à quoi ?
Et pour cette petite dizaine interpellée, combien de centaines d’autres encore en activité ?
Tena potika poor ilay firenena e. Je ne serais pas plus nul que Marc Ravalomanana.
Aza atao maharitra amin’ny toerana iray hoy aho ny olona. N’iza n’iza. Io no nataony. Sa tsy nahazo prime kosa angamba ?
hatramin’ny andron’ny Deba io mpiasampanjakana mijanona maharitra, ampolony taonany mihitsy aza amin’ny toerana iray io, tsy adala akory ny mpanjatany teto tsy nametraka olona avy ao amin’ilay toerana mihitsy, ohatra, avy ao Fisakana ianao dia tsy hiasa ao izany mihitsy, fa rehefa tsy amperinasa ianao vao averiny any, iantohan’ny fanjakana tamin’izany ny famindratoerana