rien ne vaut un livre! c’est un dévoreur de bouquins qui vous le dit
werawera tsy maintsy mandeha, sambany teto amin’ny firenena no nisy fitondrana nizara tablettes ho an’ny ankizy(fa amin’ny loranjy mantsy efa nisy ny tablette fony mpianatry Le Myre ry dadanay sy neninay
ny andron’ny fitokanana ihany no mandeha ireo tablettes ireo satria, efa nahorona ho entina amin’ny toerankafa indray, tahaka izany koa ny plaques solaires, ny dabilio(tao amin’ny lycée Ampefiloha dia werawera be ny nanolorana dabilio amanjatony hoe ho an’ny Lycée, fa tsy ampy 20 isa no nosokafana hakana sary dia andro vitsy taorinan’izay dia nisy fiarabe naka ireo dabilio
Hay ve. Raha izany Mpampanofa fitaovana ihany izany ny fanjakana koa. tokonay rehefa misy fotoana toy ireny izany teneno i Rasedirika hoe Fampanofana amin’ny fotoana voafetra ihany ireto (dabilio) ireto fa tsy Fanomezana akory.
Tsotsy
11 mois il y a
Avo lenta kosa le izy ko. Iza no efa nahita tablette miloko orange t@ aliexpress na temu?
I prezda mihitsy no nanao commande personnalisé tany @ alibaba de mbola misy foana ny tsy faly.
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
rien ne vaut un livre! c’est un dévoreur de bouquins qui vous le dit
werawera tsy maintsy mandeha, sambany teto amin’ny firenena no nisy fitondrana nizara tablettes ho an’ny ankizy(fa amin’ny loranjy mantsy efa nisy ny tablette fony mpianatry Le Myre ry dadanay sy neninay
Efa misy plaque solaire integree moa izany ilay tablete satria ny jiro tena mbola olana be
ny andron’ny fitokanana ihany no mandeha ireo tablettes ireo satria, efa nahorona ho entina amin’ny toerankafa indray, tahaka izany koa ny plaques solaires, ny dabilio(tao amin’ny lycée Ampefiloha dia werawera be ny nanolorana dabilio amanjatony hoe ho an’ny Lycée, fa tsy ampy 20 isa no nosokafana hakana sary dia andro vitsy taorinan’izay dia nisy fiarabe naka ireo dabilio
Izaho vao saika hanome hevitra ireo sekoly nozaraina fanomezana amin’ny manaraaka. Ohatra ny dabilio asiana soudure miraikitra amin’ny tany (mba sady fiarovana sao misy mangalatra)
Tsy vahaolana satria ny fanjakana no mangalatra: afindra toerana ary atao fanomezana indray