oui oui, mbola notapahana ny volon’ny la mariée dia natao brushing. avy eo hita indray fa tsy nanendrika dia lasa nividy tovana indray aloha hanalavana azy, sarotra vao nahita satria ilay qualité des cheveux hafahafa be; dia tonga rajiramaty nefa …
dia izay vao natao ny make up, sarotsarotra koa fa be loatra ny rides sy ny cernes t@ ”nizara” invitations
Si ce n’est que ça. Je pense que la mariée a carrément cherché à se refaire une virginité et que toute la famille a œuvré pour que ça soit possible…ils n’ont pas encore réussi jusqu’à présent mais espère utiliser la force pour faire accepter le futur époux. Je sors?
fony revolisona sosialista ,dia nisy teo Itaosy aty ambadiky ny zandarma niys hoe kalanoro, dia tonga tao foana ireo mpitondra , csr, ministra, dia ampireshin’ilay olona ao, fa indray andro hono mamo ilay olonairay tao dia nositoniny ilay rideau lazaina fa hoe manafina ilay kalanoro hay olontsotra no tao, dia nanomboka teo dia rava ny tsena tao, fa nahagaga fa taty amin’ny 2004-2005 taty, nanisy fantsakana(borne fontaine ) teo ny kaomina fa tsy nisy nety sahy naka rano teo ny manodidina, amin’izao moa efa tranobe no eo fa tsy nahita na hoe nisehoanjavatra izany ny tompon’ilay trano sy izay mipetraka ao
Bary Kely
5 mois il y a
Résultat le 18 janvier 2025? Même du temps de la 1ère République, le résultat n’a pas trainé comme ça. Pourquoi?
rnaivos dans Paludisme : nous quand on était petit: “ À la queuleuleu, avec M. Antoine, préposé pour vérifier qu’on avale bien la substance. ” 04/07/2025 à 06:08
elman dans 2653 jours que je vis en France: “bah voyons https://www.lejdd.fr/Societe/algerien-et-fier-les-batards-la-reaction-haineuse-du-footballeur-youcef-belaili-apres-une-bagarre-dans-un-avion-159778” 03/07/2025 à 20:10
elman dans Paludisme : nous quand on était petit: “Je suis revenu au bled en 1980, pas souvenir de cette “obligation” scolaire. Par contre à chaque descente sur Tamatave,…” 03/07/2025 à 18:02
The Man dans Paludisme : nous quand on était petit: “En 1979 la distribution hebdomadaire de nivaquine, à chaque lundi pour être précis, existait encore du moins dans mon établissement,…” 03/07/2025 à 17:57
elman dans Ah les annales du BEPC ça existe: “Gemini a voulu faire sa prude mais je lui ai forcé la main https://actutana.com/wp-content/uploads/2025/07/1751544688505.jpg” 03/07/2025 à 15:12
idefix dans Ah les annales du BEPC ça existe: “Et à la bougie ou pas cette année ? Si oui, ça va encore rester dans les anales annales 😛” 03/07/2025 à 14:51
Nifin'Akoho dans Il y a la maigreur du cheval certes: “Lay deba ray ao amin’ny senat ao efa manana satroka. Soavaly sisa. Soavaly manao sitiringy fa tsy korotamby (moto fa…” 03/07/2025 à 14:51
oui oui, mbola notapahana ny volon’ny la mariée dia natao brushing. avy eo hita indray fa tsy nanendrika dia lasa nividy tovana indray aloha hanalavana azy, sarotra vao nahita satria ilay qualité des cheveux hafahafa be; dia tonga rajiramaty nefa …
dia izay vao natao ny make up, sarotsarotra koa fa be loatra ny rides sy ny cernes t@ ”nizara” invitations
mila fotoana eee ! hahaha
Si ce n’est que ça. Je pense que la mariée a carrément cherché à se refaire une virginité et que toute la famille a œuvré pour que ça soit possible…ils n’ont pas encore réussi jusqu’à présent mais espère utiliser la force pour faire accepter le futur époux. Je sors?
refaire une virginité? elle n’a qu’à contacter les gens du sud qui connaissent une decoction pour rendre plus etroite la voie! Rocco Siffredi
Tsy mora kosa anié ny manomana ny Grande Braderie ééé
Mbola manandro ry takaka,io ny date mety hoy ny Masina
fony revolisona sosialista ,dia nisy teo Itaosy aty ambadiky ny zandarma niys hoe kalanoro, dia tonga tao foana ireo mpitondra , csr, ministra, dia ampireshin’ilay olona ao, fa indray andro hono mamo ilay olonairay tao dia nositoniny ilay rideau lazaina fa hoe manafina ilay kalanoro hay olontsotra no tao, dia nanomboka teo dia rava ny tsena tao, fa nahagaga fa taty amin’ny 2004-2005 taty, nanisy fantsakana(borne fontaine ) teo ny kaomina fa tsy nisy nety sahy naka rano teo ny manodidina, amin’izao moa efa tranobe no eo fa tsy nahita na hoe nisehoanjavatra izany ny tompon’ilay trano sy izay mipetraka ao
Résultat le 18 janvier 2025? Même du temps de la 1ère République, le résultat n’a pas trainé comme ça. Pourquoi?
koa efa hoe le maquillage de la mariée prend beaucoup de temps
18 janvie, manome 9 izany! hihihi! miasa mafy ny cenirmar , antsoina daholo ity informaticiens rehetra ity, inona no tokony hataon’ny informaticien ny ministeran’ny raharahambahiny any amin’ny ceni?