Oui d’accord, avec toutes les aides à la conduite c’est très facile 🙂
Par contre une fois toutes ces aides désactivées, j’ai même pas passé .. le premier virage, quelle horreur, direct dans le décor 😯
Y a du boulot !
Archives des dépêches
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
Hahaha! Dia nefa hoe moramora kokoa izy io rehefa mampiasa volant nohon’ny manette. Izaho moa dia farany foana amin’io lalao iray io (Dirt 3). Rahoviana isika no hiara hilalao dirt rally 2.0 e?
andraso aloa mahay milalao point de corde tsara 🙂
Tena ho adversaire enjana be ty M Elman ty! Za anie mbola « débutant » e! Hahaha
Ka mba efa 30 ans de permis kosa e… 🙂