Fa nisy nanatitra kosa e. Mba asio sonia kely eto azafady. Misaotra indrindra. Veloma.
Enao eto manatitra ny volan’ny jirama (satria tsy itokisana ny fandoavana amin’ny mobil banking mivantana sao hisy olana dia aleo mahazo ticket eny am caisse ihany). Aveo manatitra ny relevé zay laninao nandritry ny iray volana. Rehefa tsy manatitra enao de estimeny hono de tsy raharahany na mihoatra ny estimation. Amin’io enao miaritra ny fahapahana lava. Normal. Mety. Manaiky daholo ny rehetra.
Dia ilay député ndray no mba miteny oe mialà hono zay tsy mahavita ny asany nefa izy mpitondra mihitsy no tsy mafoaka.
Rafangy dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “felicitations Grand! faire le metier qu’on aime, c’est se divertir tous les jours, oui, vous avez raison des fois, ces…” 08/10/2026 à 08:17
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00

Congrats