Fa nisy nanatitra kosa e. Mba asio sonia kely eto azafady. Misaotra indrindra. Veloma.
Enao eto manatitra ny volan’ny jirama (satria tsy itokisana ny fandoavana amin’ny mobil banking mivantana sao hisy olana dia aleo mahazo ticket eny am caisse ihany). Aveo manatitra ny relevé zay laninao nandritry ny iray volana. Rehefa tsy manatitra enao de estimeny hono de tsy raharahany na mihoatra ny estimation. Amin’io enao miaritra ny fahapahana lava. Normal. Mety. Manaiky daholo ny rehetra.
Dia ilay député ndray no mba miteny oe mialà hono zay tsy mahavita ny asany nefa izy mpitondra mihitsy no tsy mafoaka.
Rafangy dans 5 ans de prison avec sursis: “il ne faut pas oublier aussi les 2 enseignants de Bealanana qui ont ecopé 10 ans ferme pour avoir cassé…” 18/09/2024 à 11:14
Rahandy dans On n’est même pas encore revenu au niveau de 2008: “Ils ne savent même pas que ce sont des kpi importants, c’est seulement maintenant qu’ils parlent de tableau de bord.…” 18/09/2024 à 07:53
Bary Kely dans C’est joli Behoririka: “Faly be ny mpangarona paosy izao” 17/09/2024 à 23:36
Nifin'Akoho dans Situation fiscale : ET une attestation sur l’honneur: “Tao aorian’iny resaka hetra nandavana andRa8 dia tsy vitsy ireo mpanohana ny fitondrana no naneho ny heviny : – Rabary…” 17/09/2024 à 21:13

Congrats