Oui ?
Oui, “nous commençons à rappeler un par un les 240 autres passagers qui ont été negatifs”
Tena ataovy sérieux lesy lele*a-b*vy, un seul cas de variant indien et ça y est, terminé la population endémique, vita.
Archives des dépêches
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
Ary mety variant mihitsy io tonga ao io satria tsy hitan’ny fitiliana tamin’ny voalohany. Dia efa miomana ry vahoaka malagasy @resaka bouteille d’oxygene fa tsy ahazo an’io ny rehetra.
Ary mba inona ilay ohatran’ny tavoahangy plastika hita amin’ny sary atohoky ny marary amin’ny vava any Inde, oxygène vidiana antsinjarany ve
Tsy bulleur na humidificateur ve iny mba tsy homaina loatra ilay oxygene mihiditra anaty vatana?
Okay, misaotra
Raha tsy efa nanenganiny 1 par 1 les 240 passagers de tsy hita ho antsoina intsony
certains ont déjà certainement fait un petit Analamanga tour..
Dia ho avy i Kotomangidy rapitso oe efa fantatra daolo ny toerana nalehany : foie gras behenjy, patati patata
io olona io zany dia zao ny mombamomba azy..
Pour le variant indien, il faut prendre indou-liprane