angaha moa izao ihany no nivangongo ny fako fa vao lasa ireo fiarabe naseho teny analakely dia izay koa ny vita, nividy fiarabe efatra tao amin’ny fraise fa tsy nandraofana fako ny tena nividianana azy….ny mera mbola ao satria vao haingana izy no nanendry tale marobe hiaramihinana aminy ao, fa tandremo fotsiny tratra farany ôôôô
tsytiafoza
2 années il y a
An an kah, tsy adino fa aleo tonga dia tsy asiana fifidianana tsotra izao fotsiny mba tsy hisian’ny resa-be. On ne change pas une équipe qui vole gagne. Izay tsy akama dia soloina délégation spéciale
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
Izany ve no antony mampivangongo be ny fako eto Tana efa tsy misy Méra intsony hanao ny asa?
angaha moa izao ihany no nivangongo ny fako fa vao lasa ireo fiarabe naseho teny analakely dia izay koa ny vita, nividy fiarabe efatra tao amin’ny fraise fa tsy nandraofana fako ny tena nividianana azy….ny mera mbola ao satria vao haingana izy no nanendry tale marobe hiaramihinana aminy ao, fa tandremo fotsiny tratra farany ôôôô
An an kah, tsy adino fa aleo tonga dia tsy asiana fifidianana tsotra izao fotsiny mba tsy hisian’ny resa-be. On ne change pas une équipe qui
volegagne. Izay tsy akama dia soloina délégation spécialeles élections, ce gadget toujours réservé aux pays riches ve ?
oui, parfaitement
Mbola handefa ”redressement fiscal” any @ orin’asa mbola tsy nirodana aloha hanamgonana vola hanaovana bilotà;
mbola haka vola any @ karàna ihany koa hanaovana prôpagandy ho an’ny kandidà IRD;
ny lisi-mpifidiana koa mbola mila hatao milamina tsara izay vao mandeha ny fifidianana.. I Naina vazaha sy ny kandidà IRD @ tanàn-dehibe tsy maintsy lany 65%.
Les élections ça fait penser à ça : https://youtu.be/CUgNNoEMCV8?si=3z9rJJYu6tG76MR0
1-2-3 soleil lol