mafy kosa aloha iny e.. za tena mpanamboatra sandwich fa tena trop iny omaly iny.. andeha haka mofo am 2 sasany maraina maizina tanteraka ny lalana teny ampitatafika teny .. dia avy mody naverin’dry tavany tam 3:45 dia notapahiny indray tam 4:30 .. may @ tany e!
Nifoha maraina tam 4 ora dia efa maty io an. Miverina io am 5 ora. Nandeha niasa a dia nijery sy nanopa tao amin’ny actutana. Niasa am zay, tapaka ny jiro ao am birao, nidina terrain aveo. Nody fa vita ny asa. Vao tonga, tapaka ny jiro amin’ny 6 ora hariva zao. Tsy mbola nanontany tato antrano hoe efa tapaka ve io teo. Zao mijery actutana ndray am ty phone efa kely charge. Mahita hoe amazones e, vakansy a nosy be e… Mahavariana le retsy fa dia mbola misy mahita fafiny amin’ny zava-misy eto.
elman dans Gemini, qu’est-ce quâon mange ?: âbien vu l’analyse du ticket de caisse. Effectivement, cela lui permettra en mĂȘme temps de connaĂźtre les “habitudes” alimentaires, surtout…â 03/09/2026 Ă 19:18
Rahandy dans Gemini, qu’est-ce quâon mange ?: âJe l’ai fait avec Gemini, et sur beaucoup de sujets oĂč je ne veux pas me casser la tĂȘte, une…â 31/08/2026 Ă 15:22
Raza dans Football : les jiolahimboto sud-americains: âLes pendules (enfin) remises Ă lâheure et tant mieux : https://www.france24.com/fr/sports/20260821-finale-du-mondial-2026-de-lourdes-sanctions-tombent-pour-les-argentins-paredes-et-molinaâ 22/08/2026 Ă 01:11
Pas le choix…N’golo N’golo đ
be lotra ny ankizy lol
sady mety tsy haharaka ihany koa i balita rehefa misesy loatra!
mahita lazaina foana ry jiramaty an! raha makany Bollywood ireo tena mahazo volabe amin’ny sobika
“⊠ah bah non mince avec 8 heures de coupure Ă©lectrique vous voulez bosser comment ?” pour nouzalo, l’electricitĂ© se resume Ă l’eclairage uniquement, sinon comment expliquer ces jiron’akoho?
mafy kosa aloha iny e.. za tena mpanamboatra sandwich fa tena trop iny omaly iny.. andeha haka mofo am 2 sasany maraina maizina tanteraka ny lalana teny ampitatafika teny .. dia avy mody naverin’dry tavany tam 3:45 dia notapahiny indray tam 4:30 .. may @ tany e!
j’ai cru voir passer qu’il faudra … 15 jours pour reparer le transfo
mbola vao hanafatra piĂšce zany ? trop koa zany lait