Ireo bekintana “corrompu” ireo ihany no manao io fanambaràna io fa tsy ny miaramila kely izay haroso hamono ny gasy ! Miverena midina eny 13 Mai raha sahy ry kamo be tenda e !
f’angaha tsy hoe “ho an’ny club nautique” na “ho an’ny terrain bani ivato” na “ho an’ny 5 pagodes” ?
ary “fanelingelenana ny fahalalahana fototra ananan’ny tsirairay” nefa inona no nataon’ingahy ministra rehefa misy te ho any Ambalavao na ho any Mahajanga ? sa mbola nitapi-Mbola ny maso ?
belobaka
7 années il y a
Mandehana miady @dahalo fa izany no ilaina anareo ! MBA MENATRA ry kin…. isany!
carole
7 années il y a
Nisy fizarambola tao
Mavo
7 années il y a
Manahirana aloha ireo mpitokona manapaka làlana rehefa hamoaka olona an-tery na an-tsitra-po any amin’ny ministera e.
Fa manorisory lavitra ry minisitra mpanimba firenena rehefa manapa-dalana ka mandeha sens interdit… Sa misy ambonin’ny lalàna?
Ary ireto miaramila, taiza ny fanambarana rehefa nandika lalàna ny prefet tamin’ny fankalazana ny 30° TIM? zo fototra koa anie io?
françois
7 années il y a
pas un petit mot sur leurs subordonnés qui ont tiré à balles réelles sur une foule désarmée ? Si les militaires veulent de la légalité, qu’ils fassent déjà une enquête de commandement pour déterminer leurs propres responsabilités !
aussi:
– l’affaire Antsakabary
– l’assassinat du juge Rehavana
– les kalachnikov utilisés par les braqueurs
– le siège de l’hôtel de ville par le capsat.
ils étaient entrain de bouffer ceux qu’ils ont eu tous les mois , tant qu’ils ont encore quelques choses à grossir leurs ventres ils s’en foutent
Miatrikady
7 années il y a
Ary tsy fanerena an’kolaka ve ny fandraisana ny anaran’olona izay mivoaka mankeny @ 13Mai, ataon’ny ao @ ministeran’ny vola sy ny tetibola izay ny minisitra mihitsy no nanome baiko nandritry ny kabariny?…ka aiza ny mpitandro filaminana a@ izany?
Rabota
7 années il y a
Kabary diso fiantefa. Ny lehiben’Antoko dia efa niteny fa tsy misy idirany io fa resaky ny Députés sy ny Gouvernement sy ny Filoham-pirenena. Any amin’ireto farany ireto no tokony avantan’ny Mpitandro filaminana ny fanairana izay ataony satria any amin’ireo sy ny HCC izao ny baolina.
ils ont ouvert leurs becs quoi. quoi que ce sont des retraités, donc on voit mal en quoi on leur reproche leur acte. ils vont dire à RaMcGyver de se taire un jour ?
Numerobis dans Dès fois je ne comprends pas: “Pareil, pour moi trop critiquer la refondation à cette étape risque de donner de la crédibilité à l’autre en télétravail…” 28/02/2026 à 21:07
Raza dans Au fait l’elman, tu te positionnes comment…: “« Parce qu’a la base ce n’est pas fait pour être un moyen de transport mais pour se faire plaisir, faire monter…” 26/02/2026 à 13:35
Numerobis dans Au fait l’elman, tu te positionnes comment…: “Je pense que quand on achète ce genre de jouet, on ne doit pas se soucier de combien ça consomme.…” 26/02/2026 à 09:02
Haja dans Au fait l’elman, tu te positionnes comment…: “Le président n’a ni le droit ni assez de pouvoir pour donner son avis sur l’Ukraine, si on veut demander…” 25/02/2026 à 10:45
Miserana dans Que veulent les Malgaches ?: “S’ils avaient un marteau, une cloche et une chanson, ça aurait marcher peut être ? Et bien sûr qu’ils prennent…” 25/02/2026 à 10:42
Rahandy dans Pffff, tous ces intrigants de la diaspora: “Je ne sais pas si on peut attendre quelques choses de quelqu’un avec un langage si “soutenu”. A force d’être…” 25/02/2026 à 09:54
Rafangy dans Que veulent les Malgaches ?: “plutot, cela fait 66 ans qu’ils prennent l’Etat central comme la personne qui doit s’occuper de tous leurs besoins, isaky…” 25/02/2026 à 09:47
Rafangy dans Pffff, tous ces intrigants de la diaspora: “““La Nation court un grave danger, il est urgent que nous nous rencontrions monsieur le PRRM pour en discuter” et…” 25/02/2026 à 09:44
Ireo bekintana “corrompu” ireo ihany no manao io fanambaràna io fa tsy ny miaramila kely izay haroso hamono ny gasy ! Miverena midina eny 13 Mai raha sahy ry kamo be tenda e !
f’angaha tsy hoe “ho an’ny club nautique” na “ho an’ny terrain bani ivato” na “ho an’ny 5 pagodes” ?
ary “fanelingelenana ny fahalalahana fototra ananan’ny tsirairay” nefa inona no nataon’ingahy ministra rehefa misy te ho any Ambalavao na ho any Mahajanga ? sa mbola nitapi-Mbola ny maso ?
Mandehana miady @dahalo fa izany no ilaina anareo ! MBA MENATRA ry kin…. isany!
Nisy fizarambola tao
Manahirana aloha ireo mpitokona manapaka làlana rehefa hamoaka olona an-tery na an-tsitra-po any amin’ny ministera e.
Fa manorisory lavitra ry minisitra mpanimba firenena rehefa manapa-dalana ka mandeha sens interdit… Sa misy ambonin’ny lalàna?
Ary ireto miaramila, taiza ny fanambarana rehefa nandika lalàna ny prefet tamin’ny fankalazana ny 30° TIM? zo fototra koa anie io?
pas un petit mot sur leurs subordonnés qui ont tiré à balles réelles sur une foule désarmée ? Si les militaires veulent de la légalité, qu’ils fassent déjà une enquête de commandement pour déterminer leurs propres responsabilités !
aussi:
– l’affaire Antsakabary
– l’assassinat du juge Rehavana
– les kalachnikov utilisés par les braqueurs
– le siège de l’hôtel de ville par le capsat.
Ho an’ny tanindrazana?
ils étaient entrain de bouffer ceux qu’ils ont eu tous les mois , tant qu’ils ont encore quelques choses à grossir leurs ventres ils s’en foutent
Ary tsy fanerena an’kolaka ve ny fandraisana ny anaran’olona izay mivoaka mankeny @ 13Mai, ataon’ny ao @ ministeran’ny vola sy ny tetibola izay ny minisitra mihitsy no nanome baiko nandritry ny kabariny?…ka aiza ny mpitandro filaminana a@ izany?
Kabary diso fiantefa. Ny lehiben’Antoko dia efa niteny fa tsy misy idirany io fa resaky ny Députés sy ny Gouvernement sy ny Filoham-pirenena. Any amin’ireto farany ireto no tokony avantan’ny Mpitandro filaminana ny fanairana izay ataony satria any amin’ireo sy ny HCC izao ny baolina.
tsy fanairana iny fa fampitahorana.
et qu’est-ce qu’ils ont fait ces hauts gradés dans ce lien
http://www.midi-madagasikara.mg/a-la-une/2018/05/03/forces-armees-13-generaux-et-colonels-interdits-de-caserne/
ils ont ouvert leurs becs quoi. quoi que ce sont des retraités, donc on voit mal en quoi on leur reproche leur acte. ils vont dire à RaMcGyver de se taire un jour ?
hihihi, tout ce monde va se taire un jour
serait-ce une menace?