Loza be izany tompoko. Ary tsy voalohany no misy olona madio matin’ny fitsarambahoaka.
Tsy ho hisy mihintsy ny fandrosoana raha toa ka tsy misy ny fandriampahalemana.
Ary tsy io fitsarambahoaka io no hamerina ny fandriampahalemana .
Ekena fa be dia be ny olona manao ratsy fa mila misaina ny Malagasy . Na Alika ve dia atao hoatr’izao? Ary raha mba misy fanjakana any Madagasikara dia tokony mametraka plainte ny ministere public ary tokony hamoaka lalana mafy “peine de mort” na “prison à perpétuité” hoan’ny olona manao fitsarambahoaka.
Satria itsika Malagasy rehetra ange dia mety ho tratran’ io fitsarambahoaka io na dia tsy manao ratsy ary.
MasyLau dans Que demande la population au quotidien ?: ““Fotoambavaka nationaly” Pourquoi avoir des doutes ? Hoy ny ohabolan’ny taolo : “Ny fanahy no maha-olona” . Ao amin’ny hiram-pirenena…” 23/06/2026 à 18:29
Numerobis dans Que demande la population au quotidien ?: “Dès que ça commence par le “fotoambavaka nationaly”, j’ai des doutes 😛 Combien de fois ça a été fait ainsi…” 23/06/2026 à 16:55
angady dans Que demande la population au quotidien ?: “au quotidien, oui mais sans perdre de vue qu’on a aussi l’avenir de la prochaine génération à assurer.” 23/06/2026 à 16:50
elman dans Que demande la population au quotidien ?: “Bah vos 3 premiers … sont aussi dans mes 3 premiers non ? lol Ensuite le Fihavanana et le fifankatiavana,…” 23/06/2026 à 14:38
MasyLau dans Que demande la population au quotidien ?: “Ny “priorité absolue au quotidien” ? 1) Ny rano satria vao mifoha aho dia madio , afaka mikarakara tsara ny…” 23/06/2026 à 12:43
Trangan-javatra vao heoko androany.
Nisy olondratsy nifanenjehana teo antanana, @ io koa nisy zatovo lahy nody avy niasa. Ilay olondratsy indray no nampaneno siffet, natahotra ilay zatovolahy ka niafina; kinanjo izy no hitan’ny fokon’olona. Teo ny lehiben’ny fokotany nilaza fa mponina eo antanàna io fa tsy ilay olondratsy. Tsy nirahraha ny vahoka nanenjika ka dia namono ary maty ilay zatovo lahy.
Izy io anefa efa maty ny rainy ka izy no mamelona ny reniny sy ireo zandriny.
Mety mbola hivoaka faits divers io tranga io angamba
😯
Comment dire..