Compte-rendu du Conseil des Ministres

Loading

Dépêche Madagascar > Madagascar
  • Demande d’exonération de 2 conteneurs pour le”Grand séminaire de Toamasina”.
  • Demande de prise en charge des taxes et droits de douane pour les déco lumineuses des fêtes de fin d’année.
  • Demande de prise en charge des taxes et droits de douane pour la piste en tartan du Kianja Barea
  • Création du Premier orchestre national malagasy.

 

Je.. non rien.

Ah si. Quand est-ce qu’on mange ?

S’abonner
Notification pour
guest
14 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Tabraka
Tabraka
2 années il y a

ce sont les boulots du directeur des douanes ou des chefs de services

angady
angady
Répondre à  Tabraka
2 années il y a

hyper-centralisation des décisions. put1, il faut un conseil des ministres pour décider d’une exonération de taxes sur des guirlandes de noel. après on s’étonne que rien ne fonctionne normalement dans cette administration.

mpijery
mpijery
2 années il y a

vraiment primordiale pour le développement du pays 😛

RMC
RMC
2 années il y a

ilay hoe premier orchestre national malagasy no tena nampihomehy ahy :
1- lasa aiza, na natao aiza ilay nisy teo aloha hatramin’izay ? sa mbola tsy nisy teo izay 62 taona izay ?
2- noraisina tany @ conseil des ministres mihintsy ve ?

angady
angady
Répondre à  RMC
2 années il y a

samy hafa amin’ny mpitsoka mozikan’ny tafika sy ny orchestre de la police nationale izany kah 😀

Rafangy
Rafangy
Répondre à  angady
2 années il y a

fa efa nisy teto ny atao hoe mpitsoka mozika ny governemanta dia lazaina ao amin’ny radiao madagasikara ny toerana hilalaovana isaky nyfaran’nyherinanadro sy nyhira ho tsofiny amin’izany! dia ny renivohiparitany koa samy nanana avokoa;
ny mpitsoka mozikan’ny tafika dia ilay mpampanao ny matso, miaraka amin’ny an’ny zp izay naorina taty amijn’ny revolisiona, ny orchestre de la police nationale indray dia ilay orchestre an’i FRS nalaza be tamin’ny otoan’androny no novaina ny anarany!
tena mafy be sy milay rangaha ity fitondrana ity a!marina moa

tsytiafoza
tsytiafoza
Répondre à  RMC
2 années il y a

ka ny DJ national efa eo hampirevy anao sy ny taranakao mandritra ny taona maro, tsy mafana ny lanonana raha tsy misy “orchestre”

Rafangy
Rafangy
Répondre à  elman
2 années il y a

dia iny koa ny directeur de la diaspora! tsy mbola nisy tao anatin’ny 60 taona izany rehetra izany tompokolahy sy tompokovavy!

Heritiana
Heritiana
2 années il y a

Indrisy ry taniko …

Rafangy
Rafangy
Répondre à  Heritiana
2 années il y a

fanapahankevitra azon’ny tale raisina ve no andaniana andro sy vola ivorivoriana ao Iavoloha ao? tsy mbola nisy tao anatin’ ny 60 taona! tena latsaka ambany marina ilay firenena

Fil info

Vos réflexions

Veuillez autoriser les annonces sur notre site

Il semblerait que vous utilisiez un bloqueur de publicité. La publicité permet de financer notre site.