“Comment ça je n’ai pas acheté un seul tracteur” ?

Loading

Dépêche Madagascar > Politique

Hop, il suffit que je fasse l’éloge du Capitaine Traoré et hop, une semaine après, “bah moi aussi”  🤣

Piqué au vif ?

Tant mieux c’est ce qu’il faut. Et c’est pas UN tracteur que l’on veut voir c’est MILLE tracteurs au moins.

S’abonner
Notification pour
guest
13 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Rafangy
Rafangy
4 mois il y a

l’infame ra8 conduisait lui meme le tracteur, et quelle est la region ou ce tracteur travaille?

raossy
4 mois il y a

Mais c’est pas un tracteur en plus…C’est une moissonneuse (de maïs en l’occurence) : sans doute une machine appartenant à la STAR ou à l’un de ses fournisseurs en maïs pour fabrication de la bière. C’est plus gros qu’un tracteur ; ”je l’ai plus grosse que l’infâme laitier; mba asio loko lôranjy vety vety aloha eo @ devant mba hanaovana ny selfie” ee ”. Efa pondro dory loatra LLNBV ireo hein…

Raza
Raza
4 mois il y a

En effet, cette machine ne fait que récolter du vent sur cette photo.
Je ne vois pas de maïs. Que des herbes folles.

Rafangy
Rafangy
Répondre à  Raza
4 mois il y a

ben voilà, nous sommes les champions du vent

Rahandy
Rahandy
4 mois il y a

Zao zany Ilay oe mbo ampindramo engin agricole dia averiko avy eo?

raossy
Répondre à  Rahandy
4 mois il y a

Miampy kely hoe : hataoko ”plein” ny réservoir ram’s rehefa vita ny selfie…
Na koa hoe: fantakoo daholo narrreo tompon’io tracteurrr io ka tsy maintsy mampidrana narrreo hein..

Dernière modification le 4 mois il y a par raossy
Rafangy
Rafangy
Répondre à  raossy
4 mois il y a

izay mihitsy hoe hataoko plein ny reservoir avy eo dia iny no tsy hita intsony, asa na efa voaloa ihany ny volan’ireo tompona sprinter tany Ambilobe nitaterana olona dia samy nameno solika teny amin’ny tobindasantsy fa nisy deba avy ao amin’ny prezidansa teo hoe fenoy daholo fa izahay no mandoa, dia tahaka izany koa ireo sprinter hoe tatero daholo ny olona hanatrika ny fitokanana ny lalana ambilobe- vohemar fa haloa daholo ny volanareo izay lazainareo hofany

tsytiafoza
tsytiafoza
4 mois il y a

Na ny manao selfie aza tsy hay: mijinja ahidratsy sy tahon-katsaka no atao eo? Nindramina taiza zao io?

angady
angady
4 mois il y a

maka sary anaty cueilleurs à maiis ndray léty dia ohatran’ireny mba hanao zavatra ireny!

CLAUDE
CLAUDE
Répondre à  elman
4 mois il y a

Vous ne trouvez pas qu’on dirait qu’il essaye de comprendre “comment ces graines deviennent des pop-corn” ?

Nifin'Akoho
Nifin'Akoho
4 mois il y a

Tsy ny V V fotsiny fa ty loko orange ty koa no tena mampiVaha Vaha an’ireto marina. Zao mo zany ilay geste teknika sa vonovorona fotsiny. Maninona eo mo zany ilay raika lahy eo ivelany io ? miaramila io zany fa tsy i Raleva nanana sarety taloha ; ary ilay mpamily ? zandary io zany fa tsy tantsaha akory, firy amin’ny tantsaha antsika mba manana permis de conduire. Za efa nilaza teto fa asaivo mamboly reo mpitambasy reo. Ataovy any ny vitrine, ataovy jeneraly ny fambolembary reo, ny fahantrana no ady eto. Voky ny olona, milamina ny tanàna ; manaraka ny vahoaka aveo. Mbola erreurna com io ataonareo io fa tsy misoratra eny amin’ny tapokandrina marina moa ny fahavendranana.

Fil info

Vos réflexions

Veuillez autoriser les annonces sur notre site

Il semblerait que vous utilisiez un bloqueur de publicité. La publicité permet de financer notre site.