Zany ny zana-bazaha e ! Milamina sy mirindra , ny avenir -ny Chloé efa misoratra dieny zao , tsy tahakan’ny zanaka malagasy tsy ho hay ahoana ny ho aviny
Fa attention kosa a, ce sera pas “je suis née avec une cuillère en or dans la bouche” hein … je lui inculquerai très tôt certaines valeurs et grands principes financiers que vous connaissez déjà 🙂
Ka tsy maintsy ho zay ka ! anjanran’ny ray amandreny ny mampahafantatra azy ny valeurs ny vola ,sy ny hoe tsy misy fiainana azo mora fa tsy maintsy miady