“Mbola hahantra foana isika raha mbola miankin-doha amin’ireo mpamatsy vola ireo” hehehe. Etsy ankilany anefa “Madagasikara tsy maintsy mandroso”. Contradiction! Ce qui est sûr est que ce nous ne verrons pas le bout du tunnel d’ici peu.
Raglady
2 années il y a
Rehefa tsy ny CNaPS sy ny port Toamasaina dia ny banque mondiale
Anadahin-drenin’ialahy angaha ny banque mondiale no handeha hanome vola an’ialahy tsy misy tombotsoa ho azy? Tena manao an’i Laborde tsy ho vazaha ilay io ka.
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
“Mbola hahantra foana isika raha mbola miankin-doha amin’ireo mpamatsy vola ireo” hehehe. Etsy ankilany anefa “Madagasikara tsy maintsy mandroso”. Contradiction! Ce qui est sûr est que ce nous ne verrons pas le bout du tunnel d’ici peu.
Rehefa tsy ny CNaPS sy ny port Toamasaina dia ny banque mondiale
Aza tsahoan’ialahy lesy aho ry lery. Haiko tsara izany kozy izany.
l’os serait que ça fera partie d’une dette à rembourser plus tard, ça sonne juste mieux pour la plèbe
Une banque, cela réclame des intérêts, je me trompe?
c’est l’essence même de son existence
et seul un cedric nouzalon trouve qu’un banque accepte de payer le salaire d’un dirigeant d’une societé d’Etat
Anadahin-drenin’ialahy angaha ny banque mondiale no handeha hanome vola an’ialahy tsy misy tombotsoa ho azy? Tena manao an’i Laborde tsy ho vazaha ilay io ka.
tsy hoe manao an’i Lborde tsy ho vazaha fa izy no efa vendrapoor vendrana sy pauvre entellectuellement dia heveriny toy izay koa ny rehetra
il ment comme il respire, c’est tout