Ary Mimi ve mbola fidèle sa efa nisitaka na hisitaka ihany koa? Izy aloha tsy ho very mihintsy raha ny ”compte banquaire” sy ny fanànana misoratra @ anarany no hifantohana..
Mimi no tompony bizna efa hatr’izay. Ny gasy dia sodokan’ny akanjo miovaova copier-na amin-dry Jennifer Aniston, Sophie Marceau, Kate Middelton (ireo arahiny rehetra amin’ny instagram). Nefa Ramatoa manangom-bola. Vao vita kely ny coup d’état dia lasa taty an-dafy daholo izy mianakavy : sociétés immobilières etsy sy eroa, villas etsy sy eroa, ny zandriny vavy sy ny vadiny niditra organisation internationale tao Genève ….. Joël kely entina amin’ny sangany, mivavaka mafy manao secte no spécialité.
angaha izy irery e? i sedrika kata la 6ème d’ane koa anie ka tena tia mangalatahaka e: jereo ny akanjo nanaovan’i Tom Cruise fa tsy crise, ilay fanamiana nanaovan'(ilay miaramila iny , sns, sns
si on me demande de choisir, sans hesitation je choisirai le general! il a fait construire de nombreuses infrastructures que meme, en 13 fois sa vie le cedric kata là 6ème d’ane ne fera jamais le 1/1 000 000
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
Ary Mimi ve mbola fidèle sa efa nisitaka na hisitaka ihany koa? Izy aloha tsy ho very mihintsy raha ny ”compte banquaire” sy ny fanànana misoratra @ anarany no hifantohana..
Hahaha
Mimi no tompony bizna efa hatr’izay. Ny gasy dia sodokan’ny akanjo miovaova copier-na amin-dry Jennifer Aniston, Sophie Marceau, Kate Middelton (ireo arahiny rehetra amin’ny instagram). Nefa Ramatoa manangom-bola. Vao vita kely ny coup d’état dia lasa taty an-dafy daholo izy mianakavy : sociétés immobilières etsy sy eroa, villas etsy sy eroa, ny zandriny vavy sy ny vadiny niditra organisation internationale tao Genève ….. Joël kely entina amin’ny sangany, mivavaka mafy manao secte no spécialité.
angaha izy irery e? i sedrika kata la 6ème d’ane koa anie ka tena tia mangalatahaka e: jereo ny akanjo nanaovan’i Tom Cruise fa tsy crise, ilay fanamiana nanaovan'(ilay miaramila iny , sns, sns
na ny fanamihan’i Gallieni aza notahafin’i takàka ; ny galona sy ny korotam-by sisa no tsy ao; navela ho an’i baomba angamba ny korotam-by…

ah oui, avec p*rnhub là lol

Ary tena malaza amin’ny rehetra rehetra mihitsy ity rangahy ity ka hay nahazo Galona tany amin’ny por…. ery ambany amin’ny tongotra havanana.
On ne fait pas d’un âne un cheval de course : hihan, hihan, hihan….