Rehefa ohatr”izay dia “agenda privé” fa rehefa werawera dia personnage public
RMC
11 mois il y a
ary mitondra firenena @ fb tokoa kay ! kibokiboin’ny marina dia milaza tsy anontniana … nefa fb kely 10 na 12 fotsiny
Rafangy
11 mois il y a
mahagaga an! tsy misy filazana ny nandehanandry zaroe araha tsy andro maro aty aoriana! dia izoa vao milaz afa tsy teto antoerana! na dia tsy teto antoerana koa anie afaka mandefa solotena e! nodimandry ilay governoran’ny banky foibe,ilay nipetraka teny Talatamaty, , akama akaiky ny filoha Ratsiraka, tonga namamngy sy nampionona ny fianakaviana ny filoha fa tsy nandevina fa solotena no nalefany
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
Samy manana ny priorité aminy hoy Pov zay