Non sérieux ça fera bientôt 5 ans que je n’ai plus roulé sur vos nids de dinosaures là…
Ça doit y aller dites donc en ce moment les changements d’amortisseurs, de silentblocs, de cardans, de roulements, de transmission, embrayage et toussa !
Rakoto et son immonde gros marteau doit se frotter les mains, mandeha tsara ny sera…
Mampitandrina ihany ho antsika mpitondra moto na bisikileta izaho tratra teo Anosy Ampitan’ny Fitsarana nandeha naka sisiny nitondra moto hay misy lavaka efa feno rano amin’ny orana dia mamitaka. Tsy eo ihany fa misy maro raha eto Tana fotsiny aza, teny Ankazomanga ohatra raha ny filazan’ilay Mpilaza vao2 amin’ny radio iray izay.
rehefa sendra lalana feno rano ho ahy bisikileta, dia miala mihitsy aho dia aleoko atosika sady mitsapa amin’ny tongotra(fa ny lalana falehako aloha tsy be lavaka)
« …raha ny filazan’ilay Mpilaza vao2 amin’ny radio iray izay. »
mitovy izany radio henointsika izany
aux 67 nord ouest, bientot ce camions semi-remorques vont disparaitre completement dans la boue, tellement la degradation de la route est accelerée
J’ai connu cette route en 2008 : quasiment nickel