C’est l’un des 3 mais ça ne peut pas être les 3 🙄
Même si je suis originaire du coin, j’avoue que moi-même j’ai du mal à dire quelle localité est la bonne.
Le plus simple est d’aller sur la page de l’espace concerné (Espace V.), ils doivent quand même savoir où ils habitent ? 🤣
Donc effectivement, a priori c’est bien Ambohimalaza.
hafa mihitsy ity fitondrana ity, tsy mbola nisy hatrizay hatrizay: mitsangana ny trano tsy misy mpiasan’ny ministera mijery, vita ny trano ary efa mandray olona tsy misy mpiasan’ny ministera tonga, misy maty amin’izay tao amin’ilay trano, manao befihavy ny ministera hoe hay tsy manana alalana akory! fa dia manao inona fotsiny izany ny mpitsirika vita fianianana? tel maitre tels valets, nouzalon aza mboa iny V be iny ka ny ministra sy ny eo ambaniny ve hahay noho izy
Médecins après la mort, au sens propre du terme ?
fitondrana foza e!
Nga mo tsy zay misy vola dia manangana espace, espace isaky ny 200m.