.. au bord de l’eau, c’est bucolique et charmant non ? 🤣
Vous et votre paranoĂŻa de l’intoxication alimentaire hein … on a fait comme ça depuis des lustres, araky ny fombany taolo, izay tsy ita izay maha ratsy azy 🤣
Archives des dépêches
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
Pâte gagany (gasy) sy tsinain’akoho ny masaka : Voafono sachet plastique, mafana tsara sady ny andro zao mangitsy. – Rehefa lany ny ron-dasopy ka tsisy rano intsony dia ilay rano nandomany ilay fitaovana ninanan’ny olona teo aloha ihany no arotsany ao rehefa tsisy olona iny. – Mbola ho asiny volon’akoho ihany koa ho amofona akoho tsara. – Mazoto homana e ! Lasopy amin’ny ron’akoho io. Tsy tantara noforonina izany fa zava-nisy.
Il y a aussi les pâtes avec mayo dans les containeurs en plastique que les vendeurs trimbalent entre les marchés toute la journée.
Izao “commando” tsara daholo koa.
indraindray ilay gasy dia izy ihany no mandrora mitsilany dia rehefa milatsaka ilay rora vao panique general sy hoe vonjeo
Saisissez l’URL de destination
Ou alors, faites un lien vers l’un des contenus de votre site
Pâte gagany (gasy) sy tsinain’akoho ny masaka :
Voafono sachet plastique, mafana tsara sady ny andro zao mangitsy.
– Rehefa lany ny ron-dasopy ka tsisy rano intsony dia ilay rano nandomany ilay fitaovana ninanan’ny olona teo aloha ihany no arotsany ao rehefa tsisy olona iny.
– Mbola ho asiny volon’akoho ihany koa ho amofona akoho tsara.
– Mazoto homana e ! Lasopy amin’ny ron’akoho io.
Tsy tantara noforonina izany fa zava-nisy.
Il y a aussi les pâtes avec mayo dans les containeurs en plastique que les vendeurs trimbalent entre les marchés toute la journée.
Izao “commando” tsara daholo koa.
indraindray ilay gasy dia izy ihany no mandrora mitsilany dia rehefa milatsaka ilay rora vao panique general sy hoe vonjeo