Tous nos encouragements aux candidats qui planchent depuis ce matins.
182 870 candidats
Autant le CEPE et le BEPC me font doucement rigoler, autant le baccalauréat lui constitue la première vraie épreuve et le premier vrai diplôme dans la vie d’adulte.
Tous mes voeux de réussite aux postulants donc.
Afaka bac enao ra sefo AMEN
enga anie k tsy hitovy t@ resultatnny BEPC taty aminay f hadinoko ny nilaza azy, menatra manko ny tena mr Elman f toa 17% fotsiny d aleoko nangina f tankina, ny aty anie ka jamba mifampitantana e. Na ny mpampianatra aza sahirana miteny frantsay, Raha tsy nohon’ny toe-phasalamako dia aleoko ihany nipody any Tana hampiana-janaka fa tena kivy, ny ahy efa vita f ny zaza no tena mampalahelo aty,f bado anie zany, ahitsy d ianao ndray no ihomezany, de gaga ianao, reny film adika teny malagasy ts malagasy reny no mahavariana andreo,ka ahay ve?
Bonne réussite aux candidats, prouvez-nous que les jeunes ne sont pas bêtes. Objectif: 50%