Aza korontanina n’y fiainana tsotra, milamina sy mirindra any Malagasy

Loading

Dépêche Madagascar > Société

Vu sur Facebook

Ny malagasy ve ?

– Ra miakatra 1500Ar ny kapokan’ny vary dia tsy olana io fa ahena ny fihinanam-bary na miena ny vola am zavatra hafa

– Ra tapaka lava ny jiro sy rano dia mi-sadapte amininy manenjika mameno bidon am lera kely andeanany na chargena daholo ny zavatra ao atrano refa sendra mba mandeha ny jiro

– Ra mafy ny insécurité dia aleo ny tena no tsy mivoka ariva na mody ariva . Aleony mailomailo erak’izay aleha.

– Rehefa feno ambotaka ny lalana dia aleo miala aloha , ehena ny torimaso sy ireo zavatra mba mapiala voly fa aleo manenjika torimaso

– Rehefa mandeha birao dia takiana vola kely dia vita aingana ny dossier ary aleo atao anzay amzay aingana sady izay no efa nahazatra

– Ra miakatra be ny vidimpiainana dia aleo mitady vadin’asa na manao heure sup satria lanja miakatra ny fiainana.

– Vao misy tsy rariny dia efa aleo mitady vola itaadiavana lalana ambanin-tany sao migadra na mahita loza eo

– Grevin’ny mpianatra sy mpampianatra kely karama sy ratsy niveau normal aminy satria io aloha no misy ka akory atao.

– Ny harempirenena aleo hisy haka fa fitadiavambolan’ny sasany kosa ne io e.

– Mbola maro fa aitsika ny msadapte aminazy….

 

Ra misy olona eo vonona anome azy fiainana tsaratsara kokoa no izany dia tsy mino izy fa efa io no nizarana azy KA AZA KORONTANONA ONY. Io no fiainana tsara indrindra hitany.

Tsy mahazo entina any andafy ny gasy fa lazainy fa paradisa any ka sao mifoha ny sainy.

 

Any andanitra ony no misy fahasambarana. Izay no hivavahan’izy ireo mafy

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

0 0 votes
Évaluation de l'article
S’abonner
Notification pour
guest
3 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
mpijery
mpijery
2 années il y a

Raha vao niala tamin’io elaela indray dia lasa manadino manidy trano amin’ny alina 😛

tsytiafoza
tsytiafoza
2 années il y a

Ilay omena vary fa tsy miasa no tena mahafinaritra azy. Riz kantone tonga dia hohanina fa tsy misahirana mahandro tena ao tsara.
Ny mijorojoro eny amin’ny sisin-dalana maka vola parking amin’ireo fiara mijanona dia ampy iainany. Maro koa ireo mampanofa carrosserie (sady fitadiavana no fahafinaretana)
Raha ilazana izy hoe “volanao anie io ahodinkodin-dry zalahy mpanao politika io e” dia ianao indray no adala aminy. Tsy fantany akory e!

pra
pra
2 années il y a

C’est signé d’un humoriste ?

Fil info

Revue de presse

Diplomatie
Crise à Madagascar

Cours de change

Cours du 24/03/2026

  •  4740.65 ar
  •  4164.81 ar

Vos réflexions

  • idefix dans Voler des os, décapiter des albinos: “Any zay Naina va rire é 😛 https://youtu.be/vgbCwmPLOJk?si=slJJ5niXWAHrVCn001/06/2026 à 12:20
  • Rafangy dans En fait le Malgache n’aime personne: “le kabary, vous connaissez, qui dure très très longtemps pour finalement dire qu’une petite chose(ex le fangatahambady)01/06/2026 à 12:08
  • Rafangy dans En fait le Malgache n’aime personne: “le malgache est un etre bizarre: il prone le fihavanana mais il n’aime que lui-meme, si un de ses proches…01/06/2026 à 12:02
  • Rafangy dans Ny vonjimaika no tonga raikitra: “le pont flottant payant(sauf uniquement pour le monseigneur de Fenoarivo Atsinanana)01/06/2026 à 11:44
  • Despote dans Ny vonjimaika no tonga raikitra: “Fidirana am-ponja vonjimaika no nidiran’ilay olona voaroiroy. Lasa nivadika “peine d’emprisonnement’ tanteraka satria izy efa ho roapolo taona no nihidy…01/06/2026 à 11:26
  • Despote dans En fait le Malgache n’aime personne: “Ah, le fameux mot fourre-tout “vivre ensemble” qui veut tout et rien dire. A la place, on devrait plutôt parler…01/06/2026 à 11:19
  • barman dans Ny vonjimaika no tonga raikitra: “En terme de “grandes pompes” littéralement, reconnaissons l’inauguration du Pont d’Ivoloina par un Président : l’exception qui confirme la règle…01/06/2026 à 11:19
  • Rafangy dans Ny vonjimaika no tonga raikitra: “oui,car avant 1990, le stationnement des taxibrousses était à Anosibe, et transferé au Fasanikarana(terrain privé) à titre provisoire01/06/2026 à 11:12
  • Rafangy dans Ny vonjimaika no tonga raikitra: “bon anniversaire à la petite princesse et à son père(il n’est pas encore tard hein!) et bonne fete de mere…01/06/2026 à 11:09
  • Rafangy dans Ny vonjimaika no tonga raikitra: “le pont Bailey de Tanjombato, inauguré en grandes pompes par un president de la République, il y a 30ans01/06/2026 à 11:08
  • barman dans Ny vonjimaika no tonga raikitra: “Les gros poissons (ou Grosse Pierre) am-ponja vonjy maika : j’appelle de mes voeux que “le vonjy maika ho tonga…01/06/2026 à 10:48
  • Rafangy dans Voler des os, décapiter des albinos: “remarquez que cette attrait pour les albinos pour etre offerts en sacrifice date de l’ère foza01/06/2026 à 10:32
  • Rafangy dans Voler des os, décapiter des albinos: “tena ekeko mihitsy izany fa io marimaritra iraisina io dia fihatsarambelatsihy fotsiny, izay mahatonga ny fialonan, na mifamadika, fa izaho…01/06/2026 à 10:31
  • elman dans Ny vonjimaika no tonga raikitra: “Ooh, monsieur a bonne mémoire.. merci01/06/2026 à 09:38
  • Numerobis dans Ny vonjimaika no tonga raikitra: “Le stationnement des taxi-brousses Fasanikarana devait être provisoire au départ si je ne me trompe pas.01/06/2026 à 09:13
  • Nifin'Akoho dans Voler des os, décapiter des albinos: “Io marimaritra iraisaina io no manimba zavatra eto. Rehefa eny dia eny, rehefa tsia dia tsia. Ataon’olona an’izany ny vadin’ny…01/06/2026 à 08:59